Dokuwiki

DokuWiki dia rindrankajy wiki iray nosoratan'i Andreas Gohr tamin'ny PHP ho fanampiana ireo orinasa mila fitaovana hanamboarana documentation.

Tsy mila banky angona izy satria anaty rakitra teksta tsotra no tehiriziny ny votoatin'ny pejy. Mitovitovy amin'ny ampiasain'i MediaWiki ny fitsipi-panoratana, izay tsotra nefa matanjaka ary azo antoka fa mety vakiana na ivelan'ny wiki aza. Ny GPL no lisansy mitondra azy.

Zava-bitany

  • Mampiasa rakitra teksta tsotra
  • Fitsipi-panoratana tsotra, fanovàna pejy mora atao noho ny fisian'ny bokotra ahafahana manao hitsin-dàlana
  • Ahafahana manova ny ampahany ihany amin'ny fizaran'ny pejy
  • Tsy voafetra ny isan'ny fanovàna pejy afaka atao
  • Fanehoana ny niova amin'ny pejy iray mampiasa endrika miloko
  • Ahafahana mamaritra pejy natao ho vakiana fotsiny fa tsy azo ovaina
  • Fampiasana RSS hanarahana ny vao niova
  • Namespace
  • Rohy Samywiki
  • Fandefasana sary sy fampiarahana azy ao anaty pejy
  • Fanovàna haben'ny sary
  • Mahazaka tenim-pirenena samihafa
  • Miady amin'ny Spam amin'ny alàlan'ny lisitra mainty
  • Fanoloana teny
  • Cache
  • Fanidiana pejy mba tsy hisian'ny fanovàna mifaninana amin'ny fotoana iray
  • Tovana (plugins)
  • Lasitra anamboarana ny endriky ny pejy
  • sy hafa koa

Rohy ivelany

Tags:

MediaWikiPHPRindrankajy wiki

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

TV plus MadagascarGerd GanteförFanala2011Kirgizistàna1997Sokajin-tenyVondrom-poko ao EorôpaRonaldinhoJentilisaAhidamboFiteny limborgianaJean-Joseph Rabearivelo891Ranavalona IJapànaTiffany MynxLéonard de VinciPaskaRepoblika Demokratika MalagasyCBS2020RenivintanaEorôpaLalam-pirenena eto MadagasikaraOvySakaAbu Dawud al-SijistaniFokon' i EfraimaFloridaTwitterSambon' i BorobudurOgandaFiangonana Batista Biblika eto MadagasikaraSarindokotraVilonaSkotisma Zazavavy eto MadagasikaraRenin-tsikidyOlombelonaListe des indicatifs téléphoniques internationaux par paysNosy MangabeDavida (mpanjaka)Ny Avana RamanantoaninaDistrika eto MadagasikaraPaul CézanneZava-mahadomelinaMaltaFahotanaAlejandro CharSakramentaIbn MajahKristianisma eto MadagasikaraBozakaBôtsoanaFampirafesanaSikidy malagasyGovernemantaÔrientalisma (siansa)Balam-basyAngatra (aretina)1996Zanahary (finoan-drazana malagasy)Fiangonana Adventista Mitandrina ny Andro FahafitoJônatanaRavelonjanaharyBibyAdnanLalam-pirenena faha-8AntankaranaFilazantsara araka an' i MatioFiarahamonina🡆 More