Azia Afovoany

I Azia Afovoany dia faritra afovoan' ny kôntinenta aziatika izay mivelatra manodidina ny ranomasina Kaspiana, ny ranomasin' i Araly ary ny farihy Balkhach.

Ny firenena izay lazaina fa ao Azia Afovoany dia ireo firenena aziatika dimy izay manana anarana mifarana amin' ny -stan (Kazakstana, Ozbekistàna, Tajikistàna, Torkmenistana, Kirgizistana). Raha atambatra ireo firenena dimy ireo dia miisa eo amin' ny 61,5 tapitrisa ny mponina ary 4 tapitrisa km2 ny velarantany.

Azia Afovoany
Azia Afovoany
Azia afovoany
Azia Afovoany

Ny Repoblika Sôsialista Sôvietika ireo firenen' ny Azia Afovoany ireo talohan' ny taona 1991: i Kazakstàna (16 tapitrisa mponina tamin' ny 2009), i Kirgizistàna (5,5 tapitrisa), i Tajikistàna (7,3 tapitrisa), ary i Ozbekistana (27,6 tapitrisa). Anisan' ny toerana izay lazaina fa ao Azia Afovoany dia i Afganistana, Avaratr' i Irana, Kasimiria, Pakistana avaratra, Môngôlia ary tsindraindray koa Xinjiang ary Tibeta any Sina andrefana miaraka amin' ny faritra atsimon' i Siberia.

Jereo koa

Ireo faritra ara-dafintany ao Azia

Fizaràm-paritra hafa ao Azia

Tags:

KazakstànaKirgizistanaOzbekistànaRanomasin'i AralyRanomasina KaspianaTajikistanaTorkmenistana

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

23 MeyFilazantsaraAsorotanyHaisoratraZanatanin' i Madagasikara sy ny tany miankinaKônsily tao Clermont tamin' ny taona 1095LibànaRuesnesAndriamanitra (ankapobeny)MakoaFamoranaSafet SušićBokin' i IsaiaTetiandro gregorianashantouRanomasin'i LigoriaFitsarana faranyRanomasina adriatikaAnjara asa (fitsipiteny)Siria-PalestinaLavarsZavamaniryBokin' i HenôkaBodisma vajraiana1615DanemarkaAntisemitismaPenguinAugustus Owsley Stanley(102816) 1999 VK179Alan BallEtazoniaThucydidesDesambraFanjanahantanyKabary tera-baoGabe NewellMalagasy (vahoaka)1976Sora-tsikidy malagasyTendryAdijadyFahaleovantenaFiraisana ara-nofo1800AkangaRepoblika Demokratika MalagasyBodo (mpihira)VoankazoSekoly Ambony Loterana momba ny Teolojia1830MatoantenyMisterin' ny PaskaEpistily ho an' ny KôlôsianaPinyinTorkiaAlakaosyValve CorporationFaingo mihantonaPlastikaFiombonan' ny Fiangonana Kristiana eto MadagasikaraFiteny okrainianaMpanoritraChicago2 DesambraTeam Fortress 2SeptambraFiteny sinoaFanandroana malagasyAnkoay🡆 More