Olombelona

Ny olombelona dia karazana biby hôminide mandeha amin' ny tongotra roa.

Ny olombelona dia malaza amin' ny fahakingan' ny sainy, ny fomba amam-panaony, ny fiteniny, ary ny fandrindrany ny tontolo iainany.

Olombelona
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Olombelona
Olombelona

Ny olombelona dia zavaboary miavaka amin' ny rehetra noho ny fananany saina handinika, vatana itoeran' ny hery ary ny fananany fanahy hahafantarana ny tsara sy ny ratsy na ny tokony hatao sy ny tsy tokony hatao eo amin' ny fiainany. Ny olombelona dia fiatambaran' ny vatana, saina, fo, ary fanahy.

Tags:

BibyFiteny (heviny mivelatra)HominideTontolo iainana

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

RasoherinaHangulBaiboly katôlikaKsenofôbyTetiandro malagasy512Tantaran' ny vahoaka jiosy6401898Fody tranoTorkiaAbrahama (patriarka)KameronaDumboBessaLiokaAnganoFanavaozana prôtestantaSoisaMadagasikara1500AljeriaFirenena MikambanaDokuWikiFangitra ara-jeografiaAngatra (aretina)TolagnaroWayback Machine1113Ravalomanana MarcEkoadôraJean-Joseph RabeariveloMpaminany lehibeDox (Jean Verdi Salomon Razakandrainy)1525Nikoly (kaominina)Sakramentan'ny fanambadianaRepoblika Entim-Bahoakan' i SinaZon' olombelonaFiteny malagasy ôfisialyBernd BauchspießPôlitikaVavakaEglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara)Fanagasiana1532Ady Lehibe FaharoaRy Tanindrazanay malala ôFanakonam-bolanaGregor MendelElliot Shevel3000Luiz Inácio Lula da SilvaRanomasimbe AtlantikaNelson MandelaVoankazavanaBelzikaFiangonana Loterana MalagasyJapànaRanavalona IRepoblika MalagasyRalamboFifohazana (kristianisma malagasy)14 MeyAlahamadyTorkmenistàna🡆 More