Fanahin' Ny Vatana

Ny fanahin' ny vatana, izay atao fotsiny amin' ny teny malagasy mahazatra hoe fanahy ihany koa, dia fototry ny fahavelomana tsy azo tsapain-tanana, izay manetsika ny vatan' ny zavamananaina (olombelona, biby, zavamaniry sns, arakaraka ny fampianarana sy ny finoana) sy mahatonga azy hanana saina.

Maro dia maro ny fanehoana ara-tandindona na am-panoharana ny fanahy, maro toraka izany koa ny zavatra inoana momba azy. Ahitana izany rehetra izany ny ankabeazan' ny sivilizasiôna araka ny hita amin' ny fiheverana ara-pivavahana, ara-pilôzôfia, ara-psikôlôjia, na araka ny angano sy ny fahalam-bahoaka.

Fanahin' Ny Vatana
Sary nataon' ny mpanakanto mneho ny fialan' ny fanahy avy amin' ny vatana

Jereo koa

Tags:

BibyFilôzôfiaFinoanaFiteny malagasyFivavahanaHaifisaina sy hetsi-poHaifombaOlombelonaZavamanan'ainaZavamaniry

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

InjenieriaTwitterMandravasarotraTantaran' ny kristianismaVoahangyEpikan' i GilgamesaFilôzôfiaJapànaRirininaOmbyBokin' i RotaFihafanan'ny tanyFiteny sakalavaApôkrifan' i JoanyShanghaiFanekem-pinoana nikeanaSilamo eto MadagasikaraRRepoblika MalagasyBareinaKabaryOlombelonaAnamalahoTanindrazana, Fahafahana, FandrosoanaLloyd KaufmanEtazoniaTantaraWellington PointAdijadyAntandroyFivavahan-drazana afrikanaHovaTendrontany AvaratraGoavyIndôneziaKantoMisiona Evanjelika Teratany eto MadagasikaraFanjakana MitambatraTranonkalaAndriamasinavalonaFasanaWiki FoundationFiteny kôreaninaAfrikaDistrikan'i FianarantsoaArdeshir IraniFiteny tsovasaEpistily voalohany ho an' ny KôrintianaFaritra AnalamangaAdy Lehibe FaharoaRepoblika Fahefatra (Madagasikara)Paska jiosyApôkalipsy gnôstikan' i PeteraTom KilburnMasikoroMiora Andrialalaina FlorlysMarshall LeffertsKristianismaFanandroana malagasyKabary tera-baoFandikan-tenyBayer 04 LeverkusenAntalaotraRangitaKabary famangianaFianarantsoaAntananarivoPrôtestantisma eto MadagasikaraVarotraSun Yat-senMorondavaFanahy MasinaBaiboly katôlika🡆 More