Fahotana

Ny fahotana na ota dia fandikana an-tsitrapo na tsy an-tsitrapo ny didin' Andriamanitra ka heloka eo anatrehan' Andriamanitra izany.

Ny fahotana dia mety ho ny tsy fanoavana na ny fandavana na ny fisakanana ny famonjena, na mety ho ny antony itrangan' ny fahafatesanan' ny fanahy. Mety hiseho amin' ny alalan' ny asa azo tsapain-tanana ny fahotana na koa amin' ny alalan' ny eritreritra manimba ny fifandraisan' ny olombelona amin' Andriamanitra.

Fahotana ny zavatra rehetra misakana ny fahatratrarana ny tanjona tsara tokony ho tratra araka ny fampianaran' ny fivavahana iray (mety ho ny famonjena izany tanjona izany na zavatra hafa). Tsy fahotana ny fandikana ny lalàna nataon' olombelona.

Ny olona tsy mino an' Andriamanitra dia tsy mino koa ny fisian' ny fahotana. Tsy amin' ny fivavahana rehetra anefa no ahitana ny atao hoe fahotana fa amin' ny sasantsasany ihany. Ny tontolon' ny finoana jiosy sy kristiana ary silamo no tena iresahana betsaka ny amin' ny fahotana.

Jereo koa

Tags:

Andriamanitra (tokana)FamonjenaFanahin'ny vatana

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Silamo eto MadagasikaraPrôtektôrata Frantsain' i MadagasikaraFanagasianaBaiboly amin' ny teny malagasyLisitry ny filohan' i MadagasikaraAbidy Ara-drafipeo Iraisam-pirenenaFivavahan-drazana malagasyFaritra Atsimo-AndrefanaIndiaWiki FoundationFitiavanaFiteny tatara krimeanaEzekielaTokyoImanoelaBokin' ny MakabeoBaiboly Dikanteny Iombonana Eto MadagasikaraSakramenta ao amin' ny prôtestantismaForbesSihanakaWuhanŠtefan ČambalMpampiankin-tenyKôrea AtsimoFanekem-pinoanaApôkalipsy faharoan' i JakôbaFanonganam-panjakanaBezanozanoFianarantsoaSôlômônaAnganoTantaran' i EtazoniaVadin' i MohamadyMurah Andrialalaina FlorlysAngatra (aretina)DokuWikiPrôtestantisma eto MadagasikaraRadama VoalohanyAlemainaDistrikan'i FianarantsoaBootjack, KaliforniaTiffany MynxMediaWikiMpiandry tsaraMorondavaAdy Lehibe FaharoaFifohazana (kristianisma malagasy)FanambadianaVintana (finoan-drazana malagasy)KabaryJeôgrafian' i MadagasikaraFanahyMiora Andrialalaina FlorlysBokin' i AmôsaLisitry ny gazety ao MadagasikaraPaoly (apôstôly)Fiteny anglisyFiteny kantôneyTantaraKristianismaTsindrimandry (fivavahana)Fanambaràna ny hevitry ny nofyDidy FoloPôlôniaIndôneziaFitenim-paritra malagasyApôkrifan' i JoanyÔlimpôsy (Torkia)Sombin-tantaraFihavananaKhadija al-Salami🡆 More