Britaina Lehibe

I Britaina Lehibe dia nosy ao amin' ny ranomasina avaratra-andrefan' i Eorôpa tanibe.

Ny ankabeazan' ny tanin' ny Fanjakana Mitambatra (anglisy United Kingdom) dia ao amin' ny nosy Britaina Lehibe. Io anarana io koa dia manambatra an' i Angletera sy i Kambria sy i Ekôsy ary ny ankamaroan' ny fari-tany amin' ny nosy maro mifanolotra aminy afa-tsy ny nosy Man sy ireo nosy Anglô-Nôrmanda.

Britaina Lehibe
Sarintanin' i Britaina Lehibe

Amin' ny teny anglisy dia atao hoe Great Britain na Britain fotsiny izy, fa amin' ny teny galoà dia Prydain Fawr, Great Breetain amin' ny teny skôtisy, Breten Veur amin' ny teny kôrnika, Breatainn Mhòr amin' ny teny gaelika, ary Grande Bretagne amin' ny teny frantsay. Ao amin' ny fihaonan' ny Ranomasimbe Atlantika sy ny Ranomasina Avaratra no misy azy, manelanelana azy amin' i Irlandy ny Ranomasin' i Irlandy, ary amin' ny kôntinenenta ny Ranomasina Mache (na Lakandranon' i Angletera). Izy no nosy lehibe indrindra sady be mponina indrindra ao amin' ny kôntinentan' i Eorôpa.

Tags:

AngleteraEkôsyEorôpaFanjakana MitambatraFiteny anglisyNosy

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Fikambanana Iraisam-pirenena ny FrankôfôniaAdy Lehibe VoalohanyTambintenyAnjara asa (fitsipiteny)Tetiandro litorjikan'ny Eglizy katôlikaAnaranaJimmy WalesJirofoRazana (finoana malagasy)Abrahama (patriarka)Filazantsara araka an' i MatioHiram-pirenenaPressyBetsimisarakaRadama VoalohanyFanasan' ny TompoAlan TuringPio VPaskaPentekôstaFokom-pirenen' i JodàFahasalamanaAsa AkiraRova ManjakamiadanaHaintanyBanto (vahoaka)KataraAlakaraboSakalavaMpisolo tena (fitsipiteny)Fameno (fitsipiteny)ZairaDidy FoloFoko eto MadagasikaraFokom-pirenen' i AseraAlahamadyFiangonana Loterana MalagasyArktikaPaul CézanneSoavalyFiteny frantsay11 AprilyHaifisaina sy hetsi-poZazavavindranoFahavaratraFifohazana (kristianisma malagasy)Fanahy (kolontsaina malagasy)Johann Balthasar NeumannMaaniany (vahoaka)KameronaLisitry ny filohan' i MadagasikaraFanahy MasinaLalàna22 AprilyLezôtôRay aman-drenyVolanaMisiona Evanjelika Teratany eto MadagasikaraIsmaelaMadagasikaraAndro faranySaonjoEpistily ho an' ny RômanaDavida (mpanjaka)MaritranoFiteny espaniôlaFiangonana Ara-Pilazantsara eto MadagasikaraKatesizin' ny Fiangonana KatôlikaAnjelôlôjiaKilalakyHagaraFiteny anglisyBielôrosia🡆 More