Fanjakana Mitambatra
Ny Fanjakana Mitambatra na Fanjakana Mitambatr' i Britaina sy Irlandy Avaratra, dia firenena ao Eorôpa Andrefana niorina tamin' ny taona 1801.
Ny Fanjakana Mitambatra na Fanjakana Mitambatr' i Britaina sy Irlandy Avaratra, dia firenena ao Eorôpa Andrefana (ao avaratra-andrefana raha ny marimarina kokoa) niorina tamin' ny taona 1801. Ireo fanjakana nanorina ny Fanjakana Mitambatra dia i Britaina Lehibe (Great Britain) sy i Irlandy Avaratra. Sahabo 66 921 307 ny mponina tamin' ny taona 2019 .[1] Ny fiteny anglisy no fiteny ôfisialy. Ny renivohitra dia ny tanàndehibe London. Firenena manana mpanjaka fehezin-dalàm-panorenana ny Fanjakana Mitambatra, ka manjaka ny mpanjaka nefa tsy miandraikitra ny fampandehanana ny firenena.

I Britaina Lehibe no nosy faha-8 lehibe indrindra maneran-tany, izay ahitana an’ i Angletera, i Ekôsy ary i Valesa. I Irlandy Avaratra dia tapany avaratra-atsinanana amin’ ny nosy Irlandy. Ny Ranomasina Manche no manasaraka azy amin’ i Frantsa. Monina an-tanàn-dehibe ny 90 %n’ ny mponina ao amin’ ny Fanjakana Mitambatra. Anisan’ ireo firenena misy mponina makitroka indrindra ao Eorôpa ny Fanjakana Mitambatra, sady anisan’ ireo firenena manao raharaham-barotra matanjaka sy manana taozava-baventy matanjaka indrindra maneran-tany.
Nanomboka tamin’ ny taonjato faha-18 ny tantaran’ ny "Fanjakana Mitambatr’ i Britaina Lehibe", tamin’ ny nanakaikezan’ i Angletera (izay efa nikambana tamin’ i Valesa tamin’ ny taonjato faha-16) an’ i Ekôsy tamin’ ny alalan’ ilay Act of Union tamin’ ny taona 1707. Talohan’ izany dia tao amin’ ny Empira Rômana ireo faritra telo ireo talohan’ ny hizakany ireo fananiham-bohitra nifanesy sy talohan’ ny hitsaganany ho tany anjakà-mpanjaka, ka ny natanjaka indrindra dia ny Fanjakana Anglisy. Manana tafika an-dranomasina matanjaka ny Fanjakana Mitambatra, izay nahafahany nanao fandefasa-miaramila haka tany hozanahina. Tamin’ ny fotoana niforonan’ i India Britanika anefa dia voatery niatrika ady nifanandrenany tamin' ireo mpitaky ny fahaleovan-tena amerikana tamin’ ny taona 1776 hatramin’ ny 1783 ny Fanjakana Mitambatra: lasa nahazo fahaleovn-tena ny zanatany britanika miisa telo ambin’ ny folo ka niteraka an’ i Etazonia. Teo anelanelan’ ny fiafaràn’ ny taonjato faha-18 sy ny fiandohan’ ny taonjato faha-19 dia teraka sy nandroso tao amin’ ny Fanjakana Mitambatra ny fiovam-penitry ny taozava-baventy, indrindra tamin' ny andron' ny mpanjakavavy Victoria, teo anelanelan’ ny taona 1837 sy 1901. Tamin’ ny taona 1801 no teraka ny "Fanjakana Mitambatr’ i Britaina Lehibe sy Irlandy". Taorian’ ny fivakisana ara-pôlitikan' ny nosy Irlandy dia lasa nantsoina hoe "Fanjakana Mitabatr’ i Britaina Lehibe sy Irlandy Avaratra" ilay firenena. Niatrika ady tamin’ i Alemaina nandritra ny Ady Lehibe Faharoa ny Fanjakana Mitambatra, ady izay nandraisan’ ny praminisitra Winston Churchill anajara lehibe teo amin’ ny sehatra iraisam-pirenena. Nosatrohana ny satro-boninahitra tamin’ ny taona 1952 ny mpanjakavavy Elisabeth II. Taorian’ ny fahaleovan-tenan’ i India (taona 1947) dia nahazo ny fahaleovan-tenany koa ireo zanatany britanika hafa tamin’ ireo taona 1950 sy 1960. Nanomboka nandray anjara tamin’ ny fananganana an’ i Eorôpa ny Fanjakana Mitambatra tamin’ ny taona 1973, nefa tsy dia niditra lalina loatra izy, tamin’ ny fandavany ny fampiasana ny vola Euro.
Olona
Ohatra amin' ny olona avy any amin' ny Fanjakana Mitambatra izay nanao fandaharana amin' ny fahitalavitra, sy/na nanoratra boky, momba an' iMadagasikara: David Attenborough, Brian Cox, George McGavin, Charlotte Uhlenbroek sy David Bellamy. Roa karazana ny zavamanan' aina eto Madagasikara nomen' i David Attenborough anarana: ny angidina Acisoma attenboroughi sy ny makamba Ctenocheloides attenboroughi.
Jereo koa
Firenena ao Eorôpa
Albania - Alemaina - Andôra - Aotrisy - Belzika - Bielôrosia - Bolgaria - Bôsnia-Herzegôvina - Danemarka - Espaina - Estônia - Fanjakana Mitambatra - Finlandy - Frantsa - Grisia (na Gresy) - Hôngria (na Hongaria) - Irlanda - Islandy - Italia - Jeôrjia - Kipra (na Sipra) - Krôasia (na - Krôatia) - Letônia - Liktenstaina - Litoania - Loksemborga - Masedônia Avaratra (na Makedônia Avaratra)- Malta - Môldavia - Môntenegrô - Nederlandy - Nôrvezy - Okraina - Pôlônia - Pôrtogaly - Tsekia - Romania - Rosia - San-Marîno - Serbia - Slôvakia - Slôvenia - Soeda - Soisa - Tsekia - Vatikàna.
Kôntinenta eto an-tany
Citation
This article uses material from the Wikipedia Malagasy article Fanjakana Mitambatra, which is released under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 3.0 license ("CC BY-SA 3.0"); additional terms may apply. (view authors). Mitondra ny lisansa CC BY-SA 3.0 ny votoatiny raha tsy misy zava-kafa ambara. Images, videos and audio are available under their respective licenses.
#Wikipedia® is a registered trademark of the Wikimedia Foundation, Inc. Wiki (DUHOCTRUNGQUOC.VN) is an independent company and has no affiliation with Wikimedia Foundation.
In other languages:
- Abkhaze: Британиаду - Wiki аԥсшәа
- Aceh: Keurajeuën Inggréh - Wiki Acèh
- Adyguéen: Британиешхо Пачъыхьыгъо - Wiki адыгабзэ
- Afrikaans: Verenigde Koninkryk - Wiki Afrikaans
- Alemannisch: Vereinigtes Königreich - Wiki Alemannisch
- Amharika: የተባበሩት የሀገር ንጉሳዊ አገዛዝ - Wiki አማርኛ
- Amis: United Kingdom - Wiki Pangcah
- Aragonais: Reino Uniu - Wiki Aragonés
- Ancien anglais: Ġeānod Cynerīċe - Wiki Ænglisc
- Arabo: المملكة المتحدة - Wiki العربية
- Araméen: ܡܠܟܘܬܐ ܡܚܝܕܬܐ - Wiki ܐܪܡܝܐ
- Arabe marocain: لمملكة لمتحدة - Wiki الدارجة
- Arabe égyptien: المملكه المتحده - Wiki مصرى
- Assamais: যুক্তৰাজ্য - Wiki অসমীয়া
- Asturien: Reinu Xuníu - Wiki Asturianu
- Avar: Цолъараб Къиралат - Wiki авар
- Kotava: Tanaragazaxo - Wiki Kotava
- Awadhi: यूनाइटेड किंगडम - Wiki अवधी
- Azerbaïdjanais: Birləşmiş Krallıq - Wiki Azərbaycanca
- South Azerbaijani: بیرلشمیش شاهلیق - Wiki تۆرکجه
- Bachkir: Бөйөк Британия - Wiki башҡортса
- Balinais: Britania Agung - Wiki Basa Bali
- Bavarois: Vaoanigts Kinireich - Wiki Boarisch
- Samogitian: Jongtėnė Karalīstė - Wiki žemaitėška
- Central Bikol: Reyno Unido - Wiki Bikol Central
- Bielorosy: Вялікабрытанія - Wiki беларуская
- Belarusian (Taraškievica orthography): Вялікабрытанія - Wiki беларуская (тарашкевіца)
- Biolgara: Обединено кралство Великобритания и Северна Ирландия - Wiki български
- Bhojpuri: यूनाइटेड किंगडम - Wiki भोजपुरी
- Bichelamar: Yunaeted Kingdom - Wiki Bislama
- Banjar: Britania Raya - Wiki Banjar
- Bengali: যুক্তরাজ্য - Wiki বাংলা
- Tibétain: དབྱིན་ཇི་མཉམ་འབྲེལ། - Wiki བོད་ཡིག
- Bishnupriya: তিলপারাজ্য - Wiki বিষ্ণুপ্রিয়া মণিপুরী
- Breton: Rouantelezh-Unanet - Wiki Brezhoneg
- Bosniaque: Ujedinjeno Kraljevstvo - Wiki Bosanski
- Bugi: ᨕᨘᨊᨗᨈᨙᨉ ᨀᨗᨊᨁᨉᨚᨆ - Wiki ᨅᨔ ᨕᨘᨁᨗ
- Russia Buriat: Ехэ Британи - Wiki буряад
- Catalan: Regne Unit - Wiki Català
- Chavacano: Reinos Unidos de Gran Britania y Norte Irelandia - Wiki Chavacano de Zamboanga
- Min Dong Chinese: Ĭng-guók - Wiki 閩東語 / Mìng-dĕ̤ng-ngṳ̄
- Tchétchène: Йоккха Британи - Wiki нохчийн
- Cebuano: Hiniusang Gingharian - Wiki Cebuano
- Chamorro: Reinu Unidu - Wiki Chamoru
- Cherokee: ᎩᎵᏏᏲ - Wiki ᏣᎳᎩ
- Cheyenne: United Kingdom - Wiki Tsetsêhestâhese
- Sorani: شانشینی یەکگرتوو - Wiki کوردی
- Corse: Regnu Unitu - Wiki Corsu
- Tatar de Crimée: Büyük Britaniya - Wiki Qırımtatarca
- Tseky: Spojené království - Wiki čeština
- Kachoube: Wiôlgô Britanijô - Wiki Kaszëbsczi
- Slavon d’église: Вєлика Британїꙗ - Wiki словѣньскъ / ⰔⰎⰑⰂⰡⰐⰠⰔⰍⰟ
- Tchouvache: Аслă Британи - Wiki чӑвашла
- Gallois: Y Deyrnas Unedig - Wiki Cymraeg
- Danois: Storbritannien - Wiki Dansk
- Dagbani: United Kindom - Wiki Dagbanli
- Alemanina: Vereinigtes Königreich - Wiki Deutsch
- Dinka: Amatnhom Mäcŋaknhom - Wiki Thuɔŋjäŋ
- Zazaki: Qraliya Yewbiyayiye - Wiki Zazaki
- Bas-sorabe: Zjadnośone kralojstwo - Wiki Dolnoserbski
- Doteli: संयुक्त अधिराज्य - Wiki डोटेली
- Maldivien: ޔުނައިޓެޑް ކިންގްޑަމް - Wiki ދިވެހިބަސް
- Dzongkha: ཡུ་ནའི་ཊེཊ་ཀིང་ཌམ - Wiki ཇོང་ཁ
- éwé: United Kingdom - Wiki Eʋegbe
- Grika: Ηνωμένο Βασίλειο - Wiki Ελληνικά
- Emiliano-Romagnolo: Régn Unî - Wiki Emiliàn e rumagnòl
- Anglisy: United Kingdom - Wiki English
- Espéranto: Unuiĝinta Reĝlando - Wiki Esperanto
- Espaniola: Reino Unido - Wiki Español
- Estonien: Suurbritannia - Wiki Eesti
- Basque: Erresuma Batua - Wiki Euskara
- Estrémègne: Reinu Uníu - Wiki Estremeñu
- Persa: بریتانیا - Wiki فارسی
- Peul: Biritaani-Mawndi - Wiki Fulfulde
- Finnois: Yhdistynyt kuningaskunta - Wiki Suomi
- Võro: Ütiskuningriik - Wiki Võro
- Fidjien: Matanitu Cokovata - Wiki Na Vosa Vakaviti
- Féroïen: Stóra Bretland - Wiki Føroyskt
- Frantsay: Royaume-Uni - Wiki Français
- Francoprovençal: Reyômo-Uni - Wiki Arpetan
- Frison septentrional: Feriind Kiningrik - Wiki Nordfriisk
- Frioulan: Ream Unît - Wiki Furlan
- Frison occidental: Feriene Keninkryk - Wiki Frysk
- Irlandais: Ríocht Aontaithe na Breataine Móire agus Thuaisceart Éireann - Wiki Gaeilge
- Gagaouze: Büük Britaniya - Wiki Gagauz
- Gan: 英國 - Wiki 贛語
- Créole guyanais: Rwéyonm-Ini - Wiki Kriyòl gwiyannen
- Gaélique écossais: An Rìoghachd Aonaichte - Wiki Gàidhlig
- Galicien: Reino Unido - Wiki Galego
- Guarani: Tavetã Joaju - Wiki Avañe'ẽ
- Konkani de Goa: युनायटेड किंगडम - Wiki गोंयची कोंकणी / Gõychi Konknni
- Goudjarati: યુનાઇટેડ કિંગડમ - Wiki ગુજરાતી
- Mannois: Reeriaght Unnaneysit - Wiki Gaelg
- Haoussa: Birtaniya - Wiki Hausa
- Hakka: Yîn-koet - Wiki 客家語/Hak-kâ-ngî
- Hawaïen: Aupuni Mōʻī Hui Pū ʻia - Wiki Hawaiʻi
- Hébreu: הממלכה המאוחדת - Wiki עברית
- Hindi: यूनाइटेड किंगडम - Wiki हिन्दी
- Hindi fidjien: United Kingdom - Wiki Fiji Hindi
- Croate: Ujedinjeno Kraljevstvo - Wiki Hrvatski
- Haut-sorabe: Zjednoćene kralestwo - Wiki Hornjoserbsce
- Créole haïtien: Wayòm Ini - Wiki Kreyòl ayisyen
- Hongroà: Egyesült Királyság - Wiki Magyar
- Arménien: Միացյալ Թագավորություն - Wiki հայերեն
- Interlingua: Regno Unite - Wiki Interlingua
- Indonezianina: Britania Raya - Wiki Bahasa Indonesia
- Interlingue: Reyatu Unit - Wiki Interlingue
- Igbo: Obodoézè Nà Ofú - Wiki Igbo
- Inupiaq: Tannapta Umialgutiat - Wiki Iñupiatun
- Ilocano: Nagkaykaysa a Pagarian - Wiki Ilokano
- Ingouche: Йоккха Британи - Wiki гӀалгӀай
- Ido: Unionita Rejio - Wiki Ido
- Islandais: Bretland - Wiki íslenska
- Italianina: Regno Unito - Wiki Italiano
- Inuktitut: ᑐᓗᐃᑦ ᓄᓈᑦ - Wiki ᐃᓄᒃᑎᑐᑦ / inuktitut
- Japoney: イギリス - Wiki 日本語
- Créole jamaïcain: Yunaitid Kindom - Wiki Patois
- Lojban: ritygu'e - Wiki La .lojban.
- Javaney: Karajan Manunggal - Wiki Jawa
- Géorgien: გაერთიანებული სამეფო - Wiki ქართული
- Kabyle: Tagelda Yedduklen - Wiki Taqbaylit
- Kabarde: Британиэшхуэ - Wiki адыгэбзэ
- Kabiye: Kewiyaɣ Kɩkpɛndaɣ - Wiki Kabɩyɛ
- Tyap: Muna̱pyia̱ A̱byintyok - Wiki Tyap
- Kikongo: Royaume-Uni - Wiki Kongo
- Kikuyu: United Kingdom (UK) - Wiki Gĩkũyũ
- Kazakh: Ұлыбритания - Wiki қазақша
- Khmer: សហរាជាណាចក្រ - Wiki ភាសាខ្មែរ
- Kannada: ಯುನೈಟೆಡ್ ಕಿಂಗ್ಡಂ - Wiki ಕನ್ನಡ
- Koreanina: 영국 - Wiki 한국어
- Komi-permiak: Ыджыт Бритму - Wiki перем коми
- Karatchaï balkar: Уллу Британия - Wiki къарачай-малкъар
- Cachemiri: یونایٹِڑ کِنگڈَم - Wiki कॉशुर / کٲشُر
- Kölsch: Jrußbritannie - Wiki Ripoarisch
- Kurde: Keyaniya Yekbûyî - Wiki Kurdî
- Komi: Ыджыд Британия - Wiki коми
- Cornique: Ruvaneth Unys - Wiki Kernowek
- Kirghize: Улуу Британия - Wiki кыргызча
- Latin: Britanniarum regnum - Wiki Latina
- Ladino: Reyno Unido - Wiki Ladino
- Luxembourgeois: Vereenegt Kinnekräich - Wiki Lëtzebuergesch
- Lezghien: ЧӀехибритания - Wiki лезги
- Lingua franca nova: Rena Unida - Wiki Lingua Franca Nova
- Limbourgeois: Vereineg Keuninkriek - Wiki Limburgs
- Ligure: Regno Unïo - Wiki Ligure
- Ladin: Riam Unì - Wiki Ladin
- Lombard: Regn Unid - Wiki Lombard
- Lingala: Ingɛlɛ́tɛlɛ - Wiki Lingála
- Lao: ສະຫະລາຊະອານາຈັກ - Wiki ລາວ
- Lituanien: Jungtinė Karalystė - Wiki Lietuvių
- Latgalien: Lelbrytaneja - Wiki Latgaļu
- Letton: Apvienotā Karaliste - Wiki Latviešu
- Madurais: Britania Raya - Wiki Madhurâ
- Maïthili: संयुक्त अधिराज्य - Wiki मैथिली
- Mokcha: Оцю Британия - Wiki мокшень
- Eastern Mari: Ушымо Королевстве - Wiki олык марий
- Maori: Kīngitanga Kotahi - Wiki Māori
- Minangkabau: Baritania Rayo - Wiki Minangkabau
- Macédonien: Обединето Кралство - Wiki македонски
- Malayalam: യുണൈറ്റഡ് കിങ്ഡം - Wiki മലയാളം
- Mongol: Их Британи - Wiki монгол
- Manipuri: ꯌꯨꯅꯥꯢꯇꯦꯗ ꯀꯤꯡꯗꯝ - Wiki ꯃꯤꯇꯩ ꯂꯣꯟ
- Mon: သဟရာဇအာဏာစကြ - Wiki ဘာသာ မန်
- Marathi: युनायटेड किंग्डम - Wiki मराठी
- Mari occidental: Кого Британи - Wiki кырык мары
- Malay: United Kingdom - Wiki Bahasa Melayu
- Maltais: Renju Unit - Wiki Malti
- Mirandais: Reino Ounido - Wiki Mirandés
- Birmana: ယူနိုက်တက်ကင်းဒမ်းနိုင်ငံ - Wiki မြန်မာဘာသာ
- Erzya: Инебритания Мастор - Wiki эрзянь
- Mazandérani: بریتانیا - Wiki مازِرونی
- Nauruan: Ingerand - Wiki Dorerin Naoero
- Nāhuatl: Hueyitlahtohcayotl in Cepanca - Wiki Nāhuatl
- Napolitain: Gran Vretagna - Wiki Napulitano
- Bas-allemand: Vereenigt Königriek vun Grootbritannien un Noordirland - Wiki Plattdüütsch
- Bas-saxon néerlandais: Verienigd Keuninkriek - Wiki Nedersaksies
- Nepale: संयुक्त अधिराज्य - Wiki नेपाली
- Newari: संयुक्त अधिराज्य - Wiki नेपाल भाषा
- Holandey: Verenigd Koninkrijk - Wiki Nederlands
- Norvégien nynorsk: Storbritannia - Wiki Norsk nynorsk
- Norvégien bokmål: Storbritannia - Wiki Norsk bokmål
- Novial: Unionati Regia - Wiki Novial
- N’ko: ߡߊ߲߬ߛߊ߬ߟߊ߫ ߘߍ߬ߣߍ߲ - Wiki ߒߞߏ
- Norman: Rouoyaume Unni - Wiki Nouormand
- Sotho du Nord: United Kingdom - Wiki Sesotho sa Leboa
- Navajo: Tótaʼ Dineʼé Bikéyah - Wiki Diné bizaad
- Chewa: United Kingdom - Wiki Chi-Chewa
- Occitan: Reialme Unit - Wiki Occitan
- Livvi-Karelian: Yhtys Kuningaskundu - Wiki Livvinkarjala
- Oromo: Yunaayitid Kingidem - Wiki Oromoo
- Odia: ଯୁକ୍ତରାଜ୍ୟ - Wiki ଓଡ଼ିଆ
- Ossète: Стыр Британи - Wiki ирон
- Penjabi: ਯੂਨਾਈਟਡ ਕਿੰਗਡਮ - Wiki ਪੰਜਾਬੀ
- Pangasinan: Reino Unido - Wiki Pangasinan
- Pampangan: Pisanmetung a Ka-arian - Wiki Kapampangan
- Papiamento: Reino Uni - Wiki Papiamentu
- Picard: Roéyôme-Uni - Wiki Picard
- Pidgin nigérian: UK - Wiki Naijá
- Norfuk / Pitkern: Yunitid Kingdum - Wiki Norfuk / Pitkern
- Poloney: Wielka Brytania - Wiki Polski
- Piémontais: Regn Unì - Wiki Piemontèis
- Western Punjabi: برطانیا - Wiki پنجابی
- Pontique: Ηνωμένο Βασίλειο - Wiki Ποντιακά
- Pachto: بریتانیا - Wiki پښتو
- Portiogey: Reino Unido - Wiki Português
- Quechua: Hukllachasqa Qhapaq Suyu - Wiki Runa Simi
- Romanche: Reginavel Unì - Wiki Rumantsch
- Vlax Romani: Phandlo Thagaripen la Bare Britaniyako thai le Nordutne Irlandesko - Wiki Romani čhib
- Romanianina: Regatul Unit al Marii Britanii și al Irlandei de Nord - Wiki Română
- Aromanian: Britania Mari - Wiki Armãneashti
- Tarantino: Regne Aunìte - Wiki Tarandíne
- Rosianina: Великобритания - Wiki русский
- Ruthène: Велика Брітанія - Wiki русиньскый
- Roande: Ubwongereza - Wiki Ikinyarwanda
- Sanskrit: संयुक्ताधिराज्यम् - Wiki संस्कृतम्
- Iakoute: Улуу Британия - Wiki саха тыла
- Santali: ᱥᱮᱞᱮᱫ ᱫᱤᱥᱚᱢ - Wiki ᱥᱟᱱᱛᱟᱲᱤ
- Sarde: Rennu Unidu - Wiki Sardu
- Sicilien: Regnu Unitu - Wiki Sicilianu
- écossais: Unitit Kinrick - Wiki Scots
- Sindhi: گڏيل بادشاھت - Wiki سنڌي
- Same du Nord: Ovttastuvvan gonagasriika - Wiki Davvisámegiella
- Serbo-croate: Ujedinjeno Kraljevstvo - Wiki Srpskohrvatski / српскохрватски
- Chleuh: Briṭanya - Wiki Taclḥit
- Shan: မိူင်းႁူမ်ႈတုမ်ႁေႃၶမ်း ပရိတ်ႈတဵၼ်ႇ - Wiki ၽႃႇသႃႇတႆး
- Cingalais: එක්සත් රාජධානිය - Wiki සිංහල
- Simple English: United Kingdom - Wiki Simple English
- Slovaque: Spojené kráľovstvo - Wiki Slovenčina
- Saraiki: برطانیہ - Wiki سرائیکی
- Slovène: Združeno kraljestvo Velike Britanije in Severne Irske - Wiki Slovenščina
- Samoan: Peretānia - Wiki Gagana Samoa
- Same d’Inari: Ovtâstum kunâgâskodde - Wiki Anarâškielâ
- Shona: Bhuritani - Wiki ChiShona
- Somalianina: Boqortooyada Midowday - Wiki Soomaaliga
- Albanais: Mbretëria e Bashkuar e Britanisë së Madhe dhe Irlandës së Veriut - Wiki Shqip
- Serbe: Уједињено Краљевство - Wiki српски / srpski
- Sranan tongo: Ingriskondre - Wiki Sranantongo
- Swati: United Kingdom - Wiki SiSwati
- Saterlandais: Fereeniged Köönichriek fon Groot-Britannien un Noudirlound - Wiki Seeltersk
- Soundanais: Karajaan Ngahiji - Wiki Sunda
- Soisa: Storbritannien - Wiki Svenska
- Swahili: Ufalme wa Muungano - Wiki Kiswahili
- Silésien: Wielgŏ Brytanijŏ - Wiki ślůnski
- Sakizaya: United Kingdom - Wiki Sakizaya
- Tamoila: ஐக்கிய இராச்சியம் - Wiki தமிழ்
- Tayal: United kingdom - Wiki Tayal
- Toulou: ಯುನೈಟೆಡ್ ಕಿಂಗ್ಡಮ್ - Wiki ತುಳು
- Télougou: యునైటెడ్ కింగ్డమ్ - Wiki తెలుగు
- Tétoum: Reinu Naklibur - Wiki Tetun
- Tadjik: Бритониё - Wiki тоҷикӣ
- Taioaney: สหราชอาณาจักร - Wiki ไทย
- Turkmène: Birleşen Patyşalyk - Wiki Türkmençe
- Tagalog: United Kingdom - Wiki Tagalog
- Tongien: Pilitānia - Wiki Lea faka-Tonga
- Tok pisin: Yunaitet Kingdom - Wiki Tok Pisin
- Tiorka: Birleşik Krallık - Wiki Türkçe
- Taroko: Igiris - Wiki Seediq
- Tsonga: United Kingdom - Wiki Xitsonga
- Tatar: Бөекбритания - Wiki татарча / tatarça
- Twi: United Kingdom - Wiki Twi
- Tahitien: Paratāne - Wiki Reo tahiti
- Oudmourte: Великобритания - Wiki удмурт
- Ouïghour: بۈيۈك بېرىتانىيە - Wiki ئۇيغۇرچە / Uyghurche
- Okrainianina: Велика Британія - Wiki українська
- Ordò: مملکت متحدہ - Wiki اردو
- Ouzbek: Birlashgan Qirollik - Wiki Oʻzbekcha / ўзбекча
- Vénitien: Regno Unìo - Wiki Vèneto
- Vepse: Sur' Britanii - Wiki Vepsän kel’
- Vietnamianina: Vương quốc Liên hiệp Anh và Bắc Ireland - Wiki Tiếng Việt
- Flamand occidental: Verênigd Keunienkryk - Wiki West-Vlams
- Volapük: Regän Pebalöl - Wiki Volapük
- Wallon: Rweyåme-Uni - Wiki Walon
- Waray: Reino Unido - Wiki Winaray
- Wolof: Nguur-Yu-Bennoo - Wiki Wolof
- Wu: 英国 - Wiki 吴语
- Kalmouk: Ик Бритишин болн Ар Гәәлгүдин Ниицәтә Нутуг - Wiki хальмг
- Mingrélien: გოართოიანაფილი ომაფე - Wiki მარგალური
- Yiddish: פאראייניגטע קעניגרייך - Wiki ייִדיש
- Yôrobà: Ilẹ̀ọba Aṣọ̀kan - Wiki Yorùbá
- Zhuang: Yinghgoz - Wiki Vahcuengh
- Zélandais: Vereênigd Konienkriek - Wiki Zeêuws
- Sinoa, Mandarin: 英国 - Wiki 中文
- Classical Chinese: 英國 - Wiki 文言
- Chinese (Min Nan): Liân-ha̍p Ông-kok - Wiki Bân-lâm-gú
- Cantonese: 英國 - Wiki 粵語
- Zolò: Umbuso Ohlangeneyo - Wiki IsiZulu