Haintany

Ny haintany dia tranga iray amin' ny tsy fahampiana maharitry ny famatsian-drano, na ny atmôsfera (eo ambanin' ny salanisa ambany), ny rano amboniny na ny rano anaty.

Ny haintany dia mety haharitra amam-bolana na taona maro, na azo ambara aorian' ny 15 andro. Izy io dia mety misy fiatraikany lehibe amin' ny tontolo iainana sy ny fambolena amin' ny faritra voakasik' izany ary hanimba ny toekarena eo an-toerana. Ny vanim-potoana main-tany any amin' ny tany mafana dia mampitombo ny mety hisian' ny haintany sy ny hain-kazo manaraka. Ny vanim-potoanan' ny hafanana dia mety hanaratsy be ny haintany amin' ny alalan' ny fanafainganana ny fieton' ny rano.

Haintany

Tags:

FambolenaRanoSoson-drivotraTontolo iainana

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Mir Alisher NavoïZanak' OlonaFilipinaKanônan' ny BaibolyTanyEmirata Arabo MitambatraAndriamasinavalonaSamuel RatanyTendrontanyAlemainaVorombolaPaska jiosyFaraoRepoblika Demokratika MalagasyToetanin-jana-pehin-tanyFiteny betsimisaraka atsimo1923VolaEkoadôraAndriamiseza LucienMpampiana-dalànaBrécy, Aisne28 MartsaVoronaTongotraFiteny soedoàHansel et GretelWikipediaFianakaviam-pitenyMosavy (finoana malagasy)Faritra Atsimo-AndrefanaEôna (gnôstisisma)Fiendrika sy fitodikaFaritra Amoron' i ManiaSihanakaPneomatôlôjiaWuhanSelaMisiona Evanjelika Teratany eto Madagasikara1997GovernemantaIrànaHabakabakaAlbania2005AlahamadyTeknôlôjiaFanjakana MitambatraFanahy Masina (kristianisma)RainilaiarivonySikidy malagasy19461 Jona1899Mpandrindra milinaZôdiakaErwin WurmZanahary (finoan-drazana malagasy)Ôlimpôsy (Torkia)DumboFiteny afrikansaRaki-pahalalanaSongosongoFanahy MasinaJoro1994SinôgramaMosesyTeboka roaJames Dewey WatsonAlex Rodrigo Dias da CostaEvanjelin' ny Roa ambin' ny Folo🡆 More