Toetanin-Jana-Pehin-Tany

Ny toetanin-jana-pehin-tany na toetany trôpikaly dia karazana toetany hita eo anelanelan' ny zana-pehin-tany roa (zana-pehintany Asorotany sy zana-pehintany Adijady) hatramin' ny fehin-tany faha-14 avaratra sy atsimo, izay manana sala-maripana isan-taona tsy latsaky ny 18° C mandritra ny taona.

Toetanin-Jana-Pehin-Tany
Sarintany maneho ny faritra ara-toetany eto amin' izao tontolo izao.

Tokana ny fizaran-taona be orana, dia amin’ ny fahavaratra. Ambany dia ambany ny rotsak’ orana, izay tsy mihoatra ny 250 mm. Ambony dia ambony anefa ny maripana izay mety mahatratra eo anelanelan’ ny 40 °C sy 50 °C amin’ ny andro, nefa amin’ ny alina dia midina izany hafanana izany ka mety mangatsiaka tokoa. Amin’ ny faritra manandrify ny zana-pehin-tany roa dia misy ny atao hoe antisiklônina izay miteraka toetany mafana dia mafana sady maina tsy misy orana.

Ny tontolo manodidina ahitana dongom-pasika afindrafindran' ny rivotra ao amin' ny faritry ny tany efitr' i Sahara ao atsimo-andrefan' i Libia.

Ny tany efitra mafana eto ambonin’ ny tany dia hita ao amin’ ny faritra manana toetanin-jana-pehin-tany, toy ny ao amin’ ny tany efitr’ i Sahara ao Afrika, ny tany efitr' i Victoria ao Aostralia.

Jereo koa

Tags:

ToetanyZana-pehintanyZana-pehintany AdijadyZana-pehintany Asorotany

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

PôlitikaAotrisyE36Afrika Atsimo2020SakramentaFitenim-paritra malagasy1826XNioe1994Distrikan'i Befotaka AtsimoPôrtô-RikôGoga sy MagogaAterinetoYahoo!VanilaLa BrousseN195581AbakalikiHermanusSatana20031845KabaryVezo197757Manhasset Hills, New YorkAmbohidrabibyTetiandro jolianaMontcenisFiteny tiorkaFanambadiana1857Fizaràn-taona1777Institut Pasteur eto MadagasikaraAlaska25Ranomasimbe PasifikaKelly SantosDavid du Bose GaillardIsaia (mpaminany)Tantaran'i MadagasikaraFampianarana1934RUNina HartleyFanjanahantanyU2FandaharanaSaryFiteny latinaNosy BeFihavananaParkersburg, West VirginiaVoanemba2017Sombin-tantaraHasin-tenyFiteny manirery1984Rova ManjakamiadanaTaySakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaVaryFamadihana185099Filôzôfia🡆 More