Mpampiankina

Ny mpampiankina dia teny na andian-teny fohy izay ampiasaina hampifandraisana teny na fehezankevitra roa mba hanehoana ny fifampiankinan' izy ireo ara-pifehezan-teny sy ara-keviteny nefa izy ireo tsy mitovy anjara asa.

Ny teny na fehezankevitra ampidirin'ny mpampiakina dia matetika mitana anjara asa fameno milaza antony na vokany na tanjona na fepetra sns. Raha teny no ampiraisina amin' ny alalan' ny mpampiankina dia atao hoe mpampiankin-teny ilay mpampiankina, fa raha fehezankevitra kosa dia atao hoe mpampiankina fehezankevitra ilay mpampiankina.

Jereo koa

Tags:

Anjara asa (fitsipiteny)FehezankevitraMpampiankin-tenyMpampiankina fehezankevitraTeny

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Lambamena51Lahatra55Poopy174317771823Tantaran' i Madagasikara1827AndroidTsimparifary2001Fiteny antesakaAbdellatif Fellaini2003Fiteny (heviny mivelatra)Fampianarana9Bahaisma194126FanambadianaRova ManjakamiadanaNosy BeTanyInjenieraFiainana aorian' ny fahafatesanaLisitry ny filohan' i MadagasikaraFirenena an-dalam-pandrosoanaAlahamadyVintanaNina HartleyFirenenaFiangonana fiton' ny Apôkalipsy29 Aogositra1954Fiteny tiorkaFivavahana eto MadagasikaraOhio3087AntambahoakaMediaWikiTDHaranita-tsaina voatrolombelonaWikiBezanozanoSakafo malagasy39Georges AndriamanantenaMari-piatoanaGoogle19442221897WikibolanaVolana (fotoana)Kalandrie persanaZon' olombelonaMpanao gazetyFiraisana ara-nofo1800Fivavahana90Pigny7Isam-poninaFitsarana faranyAndro AntenatenanyEuroKabary am-panambadianaBarrett Blade28 Desambra🡆 More