Eveka

Ny eveka dia izay manam-pahefana ao amin' ny fiangonana kristiana amin' ny faritra na diôsezy (na diosesy) iray.

Maro ny endrika mety hisehoan' ny maha eveka ny eveka. Misy eveka ny fiangonana katôlika sy ny fiangonana ôrtôdôksa sy ny fiangonana anglikana ary ny fiangonana prôtestanta sasany. Ao amin' ny katolisisma, ny eveka vaovao dia ataon' ny eveka iray na maro ôrdinasiôna nivoaka avy amin' ny fifampitohizan' ny mpanao ôrdinasiôna, izay inoana fa mipaka ara-tantara hatrany amin' ny andron' ny iray amin' ny apôstôlin' i Kristy. Izany no atao hoe fifandimbiasana apôstôlika.

Eveka
Eveka katôlika: Gerhard Müller, evekan'i Ratisbonne

Ao amin 'ny prôtestantisma kosa dia anjara asa sahanina eo amin' ny fiangonana ny maha eveka fa tsy misy fototra momba ny sakramenta. Amin' ny Prôtestanta dia tsy zavatra tokony ho fotorina ara-tantara ny fifandimbiasana apôstôlika fa ara-panahy. Rehefa tsy manangana anjara asan' ny eveka ny Fiangonana dia filoham-piangonana no fidina mba hisahana ny andraikitra tokony ho nosahanin' ny eveka.

Jereo koa

Tags:

AnglikanismaApôstôly roa ambin' ny foloDiôsezyFifandimbiasana apôstôlikaKatôlisismaKristianisma ôrtôdôksaKristyPrôtestantismaÔrdinasiôna

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Eglizy katôlika rômaninaFanambaràna ny hevitry ny nofyEorôpaEpistily ho an' ny RômanaAzerbaijàna1971RabatFiangonana kalkedônianaFarao ao amin' ny Baiboly1190LalànaHajjiabad, HormozganGambiaMontanaGoogleKodiaranaKalsiômaLisbonKabary famangianaLisitry ny teny ampiasaina amin' ny haitenyMatoatoaAndrea ArnoldSamuel RatanyFahefana Avon' ny TetezamitaSinaSan FranciscoJapànaFaritany AmerikanaBretagne-d'ArmagnacRepoblikan' i Madagasikara (1992-2009)AotrisyTanzaniaEkoadôraBokin' i DanielaBlaogyEndolzansyToniziaDemonyJohann Wolfgang von GoetheTesalônikaTetiandro malagasyDokuWikiFiangonan' i Jesoa Kristy eto MadagasikaraAmbohimangaRôma TalohaHindoismaLloyd Kaufman5 AprilyFivavahana iranianaZakaFANJAKAN’ I MADAGASIKARALimboFinlandyZairaEpifaniaWiki FoundationSeptambra1855Masoandro1970Hindoisma eto MadagasikaraFilazantsara araka an' i Lioka16 JolayEtazoniaTsipi-panohizanaFibebahanaAmerika AtsimoHoditraBokin' i Isaia10 AprilyMandravasarotra🡆 More