Wiki Commons

Mediateky an-tranonkala ny Wiki Commons.

Nataon'i Wiki Foundation sy commons.

Wikimedia Commons
Ny Wiki Commons amin'ny [teny Frantsay]

Voaangona ao ny media isan-karazany (sary, sary mihetsika, mozika, lahatsoratra an-tsoratra sy lahatsoratra tenenina.... Misy ilàna azy ny daholo ny sary sy ny sary mihetsika rehetra.

Tantara

Nisokatra taminy taona 2004, nisy fisy 100.000 tao anatiny tamin'ny 24 Mey 2005, nisonitra iray tapitrisa ny isan'ny fisy tamin'ny novambra 2006, roa an'tapitrisa amin'ny oktobra 2007 dia telo an'tapitrisa izy tamin'ny taona 16 jolay 2008

Fanoroana

Botsoaka ny Wiki Commons, afaka mandika, manolo ny fisy hita ra fantatra ny fiaviny sy ny mpanao. Amban'ny Lisansa GFDL ny ankabeazan'ny fisy misy ao anatin'ny Commons, ny fomba fampiasann'ny fisy ao anatin'ilay pajy ny fanoriana miaraka amin'ilay fisy.

Tokony afaka zaraina ny media ao anatin'ny Wiki Commons. Tokony fantatra fotsiny ny anaran'ilay mpanao azy dia manomeha azy ambany lisansa tokana. Tokony misy ao anatin'nà projet wikimedia iray izy. Ny format an'ilay fisy dia PNG, GIF, JPEG, XCF, PDF, MIDI, Ogg, SVG et DjVu, tsy misy zavatra afa azo ampidirina. Ny angeda ny fisy iray tsy mahazo miaotra ny 20 Mo

Mampiasa teknolojia Wiki ny Commons. Afaka ovan'iza n'iza ny pejy misy ao izany, tsy mila fahalalàna manokana, ambon'ny Navigateur Web (Internet Explorer, Mozilla, Opera...). Afaka ampiasaina ny fisy ny Commons ambon'ny projet afa (Wiki, Wikibooks).

Ambon'ny DVD-ROM

Amin'ny Aprily 2005, i Directmedia Publishing nandika ny wikipedia alemana tambon'ny DVD-ROM. Nisy sary 10.000 ao anatiny

Tags:

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Benito MussoliniMosavy (finoana malagasy)Sampan-tenyHindoisma eto MadagasikaraTantaran' i MadagasikaraAl-BiruniFilazantsaraDemonyDokuWikiSeha-pihariana faharoaFitiavanaFiteny japôneyZhuge Liang1035Faritra Analamanga1826ZavakantoTorkiaFahitalavitraAhidamboISO 42171963HazoRanavalona IIISaryFanenomanaInternet Explorer24 FebroaryMpisolo (fitsipiteny)Fanahy Masina (kristianisma)PelikanaPellevoisinMpampiankin-tenyFiteny iranianaRaki-pahalalanaAndrea ArnoldAdizaozaMaty1960IrànaLalàna1603Taom-baovao malagasyOtrikaretinaTononkaloISO 3166-1Lloyd KaufmanBokin' ny SalamoFandriam-pahalemanaFanjanahantanyApôstôly roa ambin' ny foloTantaran' i AlemainaDanilo GallinariAsorotanyAnjara (finoana)Tanora Malagasy VononaHasanabad, ReyFamoranaRepoblika Fahefatra (Madagasikara)Fiainana aorian' ny fahafatesanaMatoantenyMasoandroLisitr' ireo mpanjaka merinaRadama VoalohanyFanavaozana prôtestantaFivavahana iranianaPontianakKyivLouis Pasteur🡆 More