Angletera

I Angletera (anglisy: England) dia ampahany lehibe indrindra ao amin' ny nosin' i Britaina Lehibe sy ny Fanjakana Mitambatra.

I Angletera dia ao amin' ny ampahany manontolo ao atsinanan' i Kambria (anglisy: Walles) sy ao atsimon' i Skôtia (anglisy: Scotland). I Lôndra (anglisy: London) no renivohiny, izay tanàna lehibe dia lehibe sady seranan-tsambo lehibe any Angletera, izay ahitana mponina miisa maherin' ny 7.000.000 tamin' ny taona 2001. Ity tanàna ity ihany koa no renivohitry ny fiombonan' ny firenena miteny anglisy (anglisy: Commonwealth of Nations). Miendrika telolafy i Angletera ka ny tendrony ambony dia eo amin' ny vinanin' ny ony Tweed, eo an-tsisintany isarahany amin' i Skôtia. Ny Ranomasina Avaratra no ao atsinanany, ny Ranomasin' i Irlandy sy i Kambria ary ny Ranomasimbe Atlantika no ao andrefany. Ny ao atsimo dia ny Lakandrano Anglisy (frantsay: La Manche) sy ny Andilandranon' i Dover (frantsay: Pas de Calais). Manana velaran-tany mirefy 131 760 km2 i Angletera.

Tags:

Britaina LehibeFanjakana MitambatraRanomasimbe AtlantikaRanomasina Avaratra

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Francisco Javier Muñoz Llompart6 JonaSrilankaFiteny rosianaTsinyPentekôtisma eto MadagasikaraFiteny ôfisialySpokaneAzôtaVanoTetiandro gregôrianaTantaran' ny kristianismaKolontsaina malagasyTeteAdventoHiragasyForyJeôgrafia1587Fiteny irlandeyRambondanitraGugnécourtLisitry ny zavatra madinidinika 1-1000VazimbaLisitry ny zavatra madinidinika 22001-23000Orsa pôlaraSolosainaSiberiaKabary am-panambadianaDidy FoloVertonLisitry ny zavatra madinidinika 10001-11000SamaritanaJuan Gutiérrez Moreno13 FebroaryAngatra (aretina)Haranita-tsaina voatrolombelonaTorkmenistànaNizeriàLisitry ny filohan' i MadagasikaraInternet Explorer2009NiassaRanavalona II26 OktobraSaryZon' olombelonaMuhammad al-BukhariJack LondonKasaokaDavida (mpanjaka)HenôkaKabary tera-baoLalan-jazaTolom-bahoaka tamin' ny 1947Fiteny (heviny mivelatra)Mir Alisher NavoïVohiposaBorondy1782SiansaVoltaireSunan al-SughraBrienne-sur-AisneEkôsyAndrianampoinimerinaEuroFatranaFiteny jeôrjianaTantaran' i MadagasikaraPôntio PilatoVintana (finoan-drazana malagasy)Fifohazana ManolotronyAndron' ny Mesia🡆 More