Vahoaka Anglô-Saksôna

Ny Anglô-Saksôna dia vondrona ara-kolontsaina nipetraka tany Angletera tamin' ny Andro Antenatenany.

Izy ireo dia nanoritsoritra ny niaviany tamin' ireo mpanjanaka tonga tany Britaina Lehibe avy any Eorôpa tamin' ny taonjato faha-5. Na izany aza, ny fitenin' ny Anglô-Saksôna dia nitranga tany Britaina Lehibe. Ny maha Anglô-Saksôna dia nipoitra avy amin' ny fifaneraserana teo amin' ny vondrona maro tonga, avy amin' ny vahoaka jermanika maromaro, na teo amin' izy ireo, na tamin' ny Britanika teratany.

Tags:

Andro AntenatenanyAngleteraBritaina LehibeEorôpaVahoaka jermanika

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Lahatra (finoana malagasy)FrantsaZanahary (finoan-drazana malagasy)Anjara asa (fitsipiteny)Famadihana31 MartsaFanandroana malagasyVezoParadisa (silamo)KiantenyHavatsa-UPEMBorondyDmitri MedvedevAviavyMpandrindra milinaMain Page14 FebroaryFaritra ItasyVatosoaMeyAsabotsySakramenta1910Fivavahana eto MadagasikaraHasina (hery tsy hita maso)FihavananaFiangonana Loterana MalagasyGaliaFiombonan' ny Fiangonana Kristiana eto MadagasikaraPetra-kevitraWikipediaSydneyTrombaSokajin-tenyBrexitAlakaraboKristianismaKongonaRanavalona IIIZambiaMpamari-toetraArama (faritra)Fiteny tataraLitorjiaHabakokaFototenyRaozyFiteny kasmiryTantaraAntemoroForyAndriamanitra (tokana)Fampianaran-diso (fivavahana)Repoblika MalagasyAratraFiteny hebreoAdizaozaRajoelina AndryHabakabakaFiteny hindỳAndrianampoinimerinaHelsinkiDox (Jean Verdi Salomon Razakandrainy)OkrainaAterinetoJirofo🡆 More