Fihavanana

Ny fihavanana dia endriky ny fifandraisana eo amin' ny fiarahamonina araka ny kolontsaina malagasy izay mivoy ny fifanampiana sy ny fifandeferana ary ny firaisan-kina anjakan' ny filaminana.

Amin' ny heviny mifintina ny teny hoe fihavanana dia manondro ny fifandraisan' ny olona iray fianakaviana.

Ohabolana momba ny fihavanana

  • Aleo very tsikalakalam-bola toy izay very tsikalakalam-pihavanana.
  • Aza atao fihavanam-bato, ka raha tapaka tsy azo atohy, fa ataovy fihavanan--dandy, ka ny maito azo tohizana, ny mandilana, arahim-panondro.
  • Aza manao fihavanan' amboa, ka taolana iray no isarahana.
  • Ny fandroana no isan-taona fa ny fihavanana kosa isan' andro.
  • Ny fitia mifamaly no maha tsara fihavanana.

Jereo koa

Tags:

Kolontsaina malagasy

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Lisitry ny teny ampiasaina amin' ny haiteny410Kharg (nosy)Harin-karena faobeBokin' i Daniela1953AndôraAzôtaAdaoroAntananarivoRepoblika Demôkratika MalagasyHoditraHazoNelson MandelaAntemoroAzerbaijànaPer Brinch Hansen1190Mosavy (finoana malagasy)SabelioMarovatoAlahamadyTsekiaMozikaAbidy grikaToetanin-jana-pehin-tanyMpanao gazetyLouis-Claude VincentNikodaFivavahanaAnjara (finoana)Teôlôjia dôgmatikaMandravasarotraMasoandroSokajin-tenyFiangonan' i Jesoa Kristy eto MadagasikaraMohamadyNosin'ny PaskaFatranaOzbekistànaMozilla FirefoxKôngô-BrazzavilleFivavahana amin'ny razanaAndrianampoinimerinaFanahy Masina (kristianisma)Aberdeen, South DakotaPôlinezia FrantsayEzekielaAmbohimangaMeyDidy FoloVolanaKameronaFirenena Mikambana1200Mpampiankin-tenyWikipedia amin'ny teny malagasyAotrisyAzia andrefanaPellevoisinPaoly (apôstôly)FahitalavitraÔksizeninaAsabotsyLetôniaJesoaTrondroFaritany AmerikanaAntom-pisian'ny olona1603Hindoisma eto Madagasikara1431Fivavahana iranianaAostralia🡆 More