Fiteny Tatara: Fiteny

Ny fiteny tatara dia fiteny ao amin' ny vondron' ny fiteny torkika ao amin' ny fianakaviam-piteny altaika ampiasain' ny vahoaka Tatara, indrindra fa any Tatarstan (na Repoblikan' i Tatarstan) sy any Siberia ao Rosia, izay manao azy ho fiteny ôfisialy.

Atao hoe татар теле / tatar tele na татарча / tatarça ity fiteny ity amin' ny teny tatara.

Fiteny Tatara: Fiteny
Faritra misy ny mpiteny tatara (manga)

Ny fiteny tatara dia tsy tokony hafangaro amin' ny fiteny tatara krimeana sy ny fiteny tatara siberiana, izay mifandray akaiky aminy nefa ao anatin' ny sokajy samihafa samy ao amin' ny vondrom-piteny kiptsakan' ny fiteny torkika. Misy any amin' ny 7 tapitrisa any ho any ny mpiteny tatara maneran-tany.

Jereo koa

Tags:

Fianakaviam-piteny altaikaFiteny torkikaFiteny ôfisialyRosiaSiberiaTatara (vahoaka)

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Apôkrifan' ny BaibolyTondra-dranoTsinyMpandrindra milinaSaint-Clément, AisneSakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaAmerikaEpistily nosoratan' i JakôbaBokin' i DanielaTsikafonkafombazahaRaki-pahalalanaSinaTantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i KôngôFanandroanaFanalana faditraRepoblika Fahefatra (Madagasikara)Fiteny kasmiryFaritra eto MadagasikaraHasinaFiombonan' ny Fiangonana Kristiana eto MadagasikaraKristianisma eto MadagasikaraMa Ying-jeouLambo diaKabary famangianaFaritanin' AntananarivoLibiaFanjakan' ImerinaMatoantenyDistrikan'i MaintiranoAdy Lehibe FaharoaFirenenaBokin' ny GenesisyFiraisana ara-nofoDmitri MedvedevBaiboly amin' ny teny malagasyRégis Rajemisa RaolisonAsa Akira1840AndriamasinavalonaMeyAlahasatySadoseoTovaloAast, Pyrénées-AtlantiquesFivavahan-drazana malagasyBokin' ny SalamoAndrianaVolanaOhabolanaFifohazana (kristianisma malagasy)Anaran'ny mponinaVictoire RasoamanarivoLahatra (finoana malagasy)HabakokaFiangonana Loterana MalagasyAterinetoEpistily ho an' ny RômanaKolontsaina malagasyFiteny tamilyKainaLAngleteraModesto, KaliforniaGeorges Andriamanantena🡆 More