Fiteny Tatara Siberiana

Ny fiteny tatara siberiana na fiteny tataran' i Siberia dia fiteny torkika ampiasaina any Siberia Andrefana any Rosia.

Misampana ho fitenim-paritra maromaro ity fiteny ity: ny fiteny baraba, ny fiteny tataran' i Tobol-Irtych ary ny fiteny tôma.

Ny fiteny tatara siberiana dia tsy tokony hafangaro amin' ny fiteny tatara sy ny fiteny tatara krimeana, izay mifandray akaiky aminy nefa ao anatin' ny sokajy samihafa samy ao amin' ny vondrom-piteny kiptsakan' ny fiteny torkika.

Jereo koa

Tags:

Fiteny torkikaRosiaSiberia

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Fisoronana sy fanalana vintanaAnjara asa (fitsipiteny)AntananarivoFanekem-pinoana apôstôlikaSikidy malagasyAngatra (aretina)SinaBetsileoAsabotsyFanahy (kolontsaina malagasy)Tsindrimandry (fivavahana)TetiandroNTolom-bahoaka tamin' ny 1947Tantaran'i MadagasikaraNôvambraFanandroanaJean-Joseph RabeariveloKanaana (faritra)Tarehin-tsoratra araboTsikafonkafombazahaFototenyKabary am-panambadianaBrexitGnôstisismaVoronaHabakokaVorombolaFivavahan-drazana malagasyFikambanana Skoto eto amin' ny Fiangonana Loterana MalagasyEvekaFahefana mpanatanterakaAntankaranaElliot Shevelw97csOhabolanaAnaranaIndia1910Firenena MikambanaSiansaFotoanaNjakatianaMikeaArabia SaoditaPoaceaeGoogleBokin' ny OhabolanaLambo diaFaritra MelakyFivavahana eto MadagasikaraDagestànaBaraBetsimisarakaHoratio NelsonGoaikaAdaloSiansa ara-tsôsialyLibiaRepoblikan' i Madagasikara (1992-2009)ISO 4217Famorana1989MediaWikiFanjakan' i Israely (mitambatra)JirofoFady (malagasy)Dox (Jean Verdi Salomon Razakandrainy)ZanatsoratraFanjakan' Andriamanitra🡆 More