Aretina Angatra

Ny angatra dia aretina mifindra amin' ny alalan' ny firaisana ara-nofo vokatry ny Neisseria gonorrhoeae, hitan' i Albert Neisser tamin' ny 1879.

Antibiôtika no anasitranana ny angatra, nefa manomboka misy ny otrikaretina tsy andairan' ny antibiôtika.

  • Vehivavy 15-19 taona ary lehilahy 20-24 taona no tena voan'io aretina io.
  • 2-7 andro ny fotoana iotrehany.
  • Mety tsy ahitana famantarana ivelany io aretina io.
  • Mety hahamora ny famindrana ny Viriosy mahavery fiarovana (VIH) ny fananana io aretina io

Tags:

Firaisana ara-nofo

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

SonyAndreï ArchavineRova ManjakamiadanaTranonkalaTestamenta TalohaZivaSokajin-tenyFototenyBaiboly amin' ny teny malagasyFiangonan' i Jesoa Kristy eto MadagasikaraArkônta (gnôstisisma)Linksan' i EoraziaFanambadianaZanak' i IsraelyGiampiero MainiDarwin, MinnesotaBokin' i HabakokaMpamaritra (fitsipiteny)Caspar David FriedrichAurangzebLitorjiaMatoantenyHartmut MehdornAmbodifahitraArthur HenfreyValpuiseauxTantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i KôngôBaiboly katôlikaPtôlemaiôsy VIIIJoseph MonierAndriamasinavalonaRainay any an-danitraSombin-tantara26 AprilyEtazoniaEvekaFitsanganan' i Jesoa ho velonaWattignies-la-VictoireUniontown, AlabamaCharles Franklin KetteringAsorotanyLa Neuve-GrangeFiteny maratyKristianisma eto MadagasikaraJang JinApôkalipsin' i Joany22 AprilyZanatenyISO 3166-1Pedra BonitaNur, IranJerry Lynn Ross1934Radama VoalohanyTetiandro gregôriana19 NovambraAntemoroGoogleRaúl CárdenasAzia AtsimoMaqbool Fida HusainDadabe NoelyFanekem-pinoana apôstôlikaTohu wa-BohuReneilwe LetsholonyaneFiteny finoàDemôkrasiaMundolsheimLafin-tanyRoger B. Chaffee🡆 More