Zanatsoratra

Ny zanatsoratra dia litera ao amin'ny abidy izay noforonina mba hanoratana ny zanapeo.

Ny renifeo, izay litera noforonina hanoratana ny renifeo, no mifanohitra sy mifameno aminy. Tsy ny abidy rehetra akory no ahitana fanavahana ny renisoratra amin'ny zanatsoratra satria misy ireo abidy atao hoe abjady izay tsy manana afa-tsy renisoratra ka ohatra amin'izany ny abidy hebreo sy ny abidy arabo.

Ao amin'ireo abjady dia misy ny renisoratra lasa ampiasaina hanoratana zanapeo ka asolo zanatsoratra, isan'izany ohara ny renisoratra hebreo Alef (א) izay anoratana ny zanapeo /a/ amin'ny teny sasany. Izany no atao hoe "reni-vakiteny" (latina: mater lectionis). Amin'ny abjady hebereo, mba hahamora ny famakian-teny dia noforonina ny atao hoe "nikoda" (hebreo: נִיקוּד / nikkud), izay soratra miendri-teboka na tsipika fohy dia fohy, mba hahamora ny famantarana ny zanapeo tokony ho heno ao amin'ireo teny tsy soratana afa-tsy amin'ny renisoratra ireo.

Jereo koa

Tags:

AbidyAbidy araboAbidy hebreoAbjadyLiteraRenifeo

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Fidangan' ny vidim-piainanaAlahasatyTantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i KôngôSôdôma sy Gômôra23 AprilyJLoteranisma20 SeptambraZanatanin' i Madagasikara sy ny tany miankinaDemôkrasiaSonismaAbrahama (patriarka)11 AprilyAndrianaAlohotsyAndron'ny TanyFivavahana amin' ny razanaBob KhannaFahaleovantenaMadagasikaraBanto (vahoaka)Adolf HitlerFiteny hebreoSamuel RatanyFahefana Avon' ny TetezamitaFiteny kantôneyMatoantenyFiteny soedoàAdy Lehibe FaharoaListe des indicatifs téléphoniques internationaux par paysTantaran' i MadagasikaraSamsônaParakyAdizaozaTazomokaRatsiraka Didier1940RSSRepoblika Entim-Bahoakan' i SinaTetiandro gregôrianaSan FranciscoAsa AkiraTodyFanambaràna Iraisam-Pirenena momba ny Zon' OlombelonaZanahary (finoan-drazana malagasy)Andro faranyMpisolo (fitsipiteny)Louis XVIParisyFokom-pirenen' i RobenaNikôlà IIIFiangonana zandrinyFiteny malagasySinemaPrôtestantisma eto MadagasikaraKabary tera-baoZivaFilistinaTontolo iainanaSambatraJodaismaAlahamadyRavalomanana MarcTorkiaSakalavaSakafo malagasyPrôtestantismaIslandy🡆 More