Litera

Ny litera dia ny singa tsiraira ao amin' ny abidy izay natao hanehoana an-tsoratra ny teny na andian-teny ao amin' ny fiteny iray na hanehoana hevitra amin' ny alalan' ny soratra ao amin' ny sehatra iray izay tsy votery hiankina amin' ny fiteny.

Ny litera ao amin' ny abidy dia mety noforonina haneho renifeo ka atao hoe renisoratra fa raha noforonina haneho zanapeo kosa izy dia atao hoe zanatsoratra. Ny renisoratra sy ny zanatsoratra dia tsy tokony hafangaro amin' ny sora-baventy sy ny sora-madinika.

Jereo koa

Tags:

AbidyFiteny (heviny mivelatra)RenisoratraSora-baventySora-madinikaTenyZanatsoratra

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Mouvement Démocratique de la Rénovation MalgachePentekôstaTeôlôjia silamoFrantsaWayback MachineApôkrifan' ny BaibolyRSSFiteny soedoàVlorëAntsirananaFahotanaVohimasina NordXankandiISO 4217AlahamadySakramentaSamuel RatanyFiteny kôsaMaleziaTed Lyons26 MartsaAndrianjakanavalomandimbyTeteEskatôlôjiaMalakiaBokin' ny mpaminany (Baiboly)AppleDavida (mpanjaka)Eskatôlôjia silamoLisitry ny zavatra madinidinika 10001-11000VanoAmontanaBrienne-sur-AisneEmpira ÔtômànaKristianisma eto Madagasikara1939Lisitry ny zavatra madinidinika 3001-4000VazimbaWiki CommonsAlahasatyFameno (fitsipiteny)JapànaRaúl AlbiolAntesakaMpitsara ao amin' ny BaibolyBarrieAndriamanitra (tokana)Anton ChekhovGibraltaraKabary tera-baoJohn LockeWikimaniaX-SAMPAJeôgrafiaBaibolyTobilehibe530GugnécourtSipra AvaratraAlakaosyNiassaLa Jonchère-Saint-MauriceFiteny ôfisialyKrimeaEmperora MeijiVerton🡆 More