Sora-Madinika

Ny sora-madinika na soramadinika dia endriky ny litera mateti-piasa indrindra ao amin' ny fanoratana ka amin' ny ankapobeny soratana amin' ny endrika madinika kokoa.

Ny mifanohitra aminy dia ny sora-baventy izay endrika tsy maintsy anoratana ny litera voalohany ao amin' ny anaran-tsamirery. Tsy afangaro amin' ny hoe zanatsoratra ny hoe sora-madinika. Tsy ny abidy rehetra no ahitana fiavahan' ny sora-baventy amin' ny sora-madinika. Ohatra ny abidy latina sy ny abidy grika dia manavaka ny sora-baventy amin' ny sora-madinika fa ny abidy hebreo sy ny abidy arabo dia tsy manavaka izany.

Jereo koa

Tags:

Abidy araboAbidy grikaAbidy hebreoAbidy latinaAnaran-tsamireryLiteraSora-baventyZanatsoratra

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Bokin' i Henôka13 desambra 1991Sun Yat-senImanoelaBayer 04 LeverkusenGoavy (zavamaniry)Ôlimpôsy (Torkia)IBaskin-RobbinsFaritany eto MadagasikaraShanghaiAndevo (teto Madagasikara)KantoForyLalan-jazaFiteny sakalavaPaska jiosyEtazoniaArdeshir IraniAbidyDidy FoloDox (Jean Verdi Salomon Razakandrainy)AnjelyArintany mahazatraFiteny anglisyAsa (mpanjakan' i Jodà)FanagasianaSinaAlakaosyKabary tera-baoPoaceae1912SiansaFivavahana eto MadagasikaraFahefana mpanatanterakaJeôgrafian' i MadagasikaraTodyMpampiankin-tenyBokin' i IsaiaApôkalipsy gnôstikan' i PeteraItaliaTontolo iainanaSakarahaJosip SkoblarFaritanin' i MahajangaAmalonaBaiboly katôlikaFiadiana ny tompondaka eran-tany ho an’ny kitra 2014Fanjakana MitambatraTantaran' ny kristianismaFilazantsara araka an' i JoanyWiki FoundationApôkalipsy voalohan' i JakôbaAbidy Ara-drafipeo Iraisam-pirenenaFifohazana FarihimenaAbidy malagasyFiteny betsimisaraka avaratraBokin' i RotaRatsiraka DidierRepoblika MalagasyFady (malagasy)AziaAbidy araboLalànaRosiaAmerika LatinaEvanjelin' ny Roa ambin' ny foloLloyd Kaufman🡆 More