Fiteny Kazàka

Ny fiteny kazàka dia fiteny ao amin' ny vondron' ny fiteny torkika.

fiteny kazàka
қазақ тілі, қазақша
qazaq tili, qazaqşa

Isan'ny mpiteny 11,7 tapitrisa
Faritany Fiteny Kazàka Kazakstàna, Fiteny Kazàka Mongolia, Fiteny Kazàka Rosia, Fiteny Kazàka Sina (Xinjiang)
Sata Velona
Kaodim-piteny kk
Soratra abidy latina (ofisialy any Kazakstana), abidy sirilika (ofisialy any Kazakstana), abidy arabo (ofisialy any Sina)

Io no fiteny ôfisialin' i Kazakstàna miaraka amin' ny fiteny rosiana. Ny faritra mizaka tenan' i Xinjiang (any amin' ny Sina) no toerana hafa itenenana ny fiteny kazàka. Ny soratra ampiasaina anoratana ny fiteny kazàka dia ny abidy sirilika, ny abidy latina izay mitovitovy endrika amin' ny abidy latina ampiasain' ny fiteny tiorka, ary ny abidy arabo nasiam-panovana (izay ampiasaina any Sina, any Iràna, any Môngôlia ary any Afganistàna). Ao amin' ny abidy sirilika anoratana ny fiteny kazàka dia ahitana litera sivy fanampiny (Ә, Ғ, Қ, Ң, Ө, Ұ, Ү, Һ, І). Mitovy endrika amin' ny fiteny kirgizy ny fiteny kazàka.

Soratra

Ny soratra ampiasaina amin' ny fanoratana ny fiteny kazàka dia ny abidy arabo voalohany indrindra; nampiasaina ny abidy latina manomboka ny taona 1927, ary ny abidy sirilika no nampiasaina manomboka ny taona 1940. Tamin' ny taona 2006, naneho ny finiavany ny hiverina mampiasa ny abidy latina ny filoha kazàka Nursultan Nazarbaiev, fa ôfisialy foana ny abidy sirilika.

Anidy sirilika kazàka

А а Ә ә Б б В в Г г Ғ ғ Д д Е е Ё ё
Ж ж З з И и Й й К к Қ қ Л л М м Н н
Ң ң О о Ө ө П п Р р С с Т т У у Ұ ұ
Ү ү Ф ф Х х Һ һ Ц ц Ч ч Ш ш Щ щ Ъ ъ
Ы ы І і Ь ь Э э Ю ю Я я

Jereo koa

Tsiahy

Fiteny Kazàka 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Tags:

Abidy araboAbidy latinaAbidy sirilikaAfganistànaFianakaviam-piteny torkikaFiteny kirgizyFiteny rosianaFiteny tiorkaFiteny ôfisialyIrànaKazakstànaMôngôliaRepoblika Entim-Bahoakan' i SinaSina

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Bootjack, KaliforniaTantaraFiteny nizerô-kôngôleyTorkiaAfrikaSakramentan' ny fanambadianaFijyKabary famangianaEtikaBezanozanoRepoblika Fahefatra (Madagasikara)RioAntalaotraPaoly (apôstôly)AmerikaTodyRavinalaFanandroanaINikôdemôsyFatranaFanahyFandikan-teny1912Testamenta TalohaAsa (mpanjakan' i Jodà)Mpandrindra milina(28353) ChrisnielsenLisitry ny gazety ao MadagasikaraKôrea AtsimoÔlimpôsy (Torkia)ReniranoMozikaAndevo (teto Madagasikara)Fifohazana FarihimenaMurah Andrialalaina FlorlysOmbyFilôzôfiaTom KilburnFiraisana ara-nofoAndrianjakaBède le VénérableEndrika araka anjara asaTendrontany AvaratraDokuWikiFanjakana MitambatraRova ManjakamiadanaFanavaozana prôtestantaWikipediaSihanakaTwitterFiainana aorian' ny fahafatesanaHypertext Markup LanguageTranonkala1971Kristianisma eto MadagasikaraRakibolanaFiangonan' i Jesoa Kristy eto MadagasikaraFaritra DianaFilazantsara araka an' i Joany1167Fivavahan-drazana malagasyGrenadyISO 4217ISO 3166-1TailandyOniversiteZon' olombelonaRafitra fitantanana votoatinyFady (malagasy)Volana (fotoana)Anamalaho🡆 More