Asabotsy

Ny Asabotsy na Sabotsy dia andro fahenina ao amin' ny herinandro manomboka amin' ny andro Alatsinainy, fa andro fahafito kosa ao amin' ny herinandro manomboka amin' ny andro Alahady.

Amin' ny Malagasy mandala ny nentin-drazana dia andro fahatelo izy raha manomboka amin' ny Alakamisy ny herinandro.

Fiforonan-teny

Ny teny malagasy hoe Asabotsy na Sabotsy dia avy amin' ny teny arabo hoe السبت / as-sabt izay avy amin' ny teny hebreo hoe שָׁבַת / shabbat na avy amin' ny teny hebreo hoe shabbos izay samy manondro ny andro Asabotsy sady midika hoe "andro fitsaharana" na "andro fialan-tsasatra" (jereo: Sabata).

Ny andro Asabotsy eo amin' ny kolontsaina malagasy

Laharan' ny Asabotsy ao amin' ny herinandro

Amin' ny Ntaolo malagasy dia andro fahatelo ny Asabotsy raha manomboka amin' ny Alakamisy ny herinandro.

Ny finoana momba ny andro Asabotsy

Andro mibontsina ny Asabotsy ka fitomaniana ny maty sady fanaovana ny famoizana sy afana.

Ny Asabotsy mifoha Alahady (izany hoe Asabotsy alina), toy ny Alarobia mifoha Alakamisy, dia natao ho fotoana tsara fanaovan-javatra lehibe: raha mandeha hivahiny lavitra dia kendrena ny hahatongavana Asabotsy alina, ka ny marain' ny Alahady no manao izay tokony hatao ao amin' ilay toerana aleha.

Ohabolana momba ny Asabotsy

  • Zoma tsy hendry, ka Asabotsy vao fiharatra.

Jereo koa

Loharano sy fanamarihana

Tags:

Asabotsy Fiforonan-tenyAsabotsy Ny andro eo amin ny kolontsaina malagasyAsabotsy Jereo koaAsabotsy Loharano sy fanamarihanaAsabotsyAlahadyAlakamisyAlatsinainyAndroHerinandro

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

ClastresPierluigi CasiraghiKinshasaBen' ny tanànan' AntananarivoMadagasikaraEpistily ho an' ny KôlôsianaFiteny grikaHamas1984Vintana (finoan-drazana malagasy)FaritanyKatesizin' ny Fiangonana Katôlika640Tanora Gasy VononaManambondroAngatra (aretina)Faritra Atsimo-AndrefanaRégis Rajemisa RaolisonAmbohimalazaRepoblika MalagasyFajiryRadama VoalohanyFiteny persanaFiteny kiniaroandaJohn MalkovichApôkrifan' ny BaibolyFitsanganan' i Jesoa ho velonaFoko eto MadagasikaraFiramainty509Akiba (sikidy)RindrankajyRalamboEncyclopædia BritannicaPaoly (apôstôly)Repoblika Demôkratikan' i KôngôKalandrie RonikaFahavirijiniana1927ForyKapila mateza6 FebroaryEjipta tamin' ny Andro TalohaRajoelina AndryBeahitseTolagnaroFanekem-pinoana apôstôlikaEtazoniaRanavalona IFahavalo (sikidy)Fanahy Masina (kristianisma)Kanaana (zanak'i Hama)Distrikan' AmpanihyAdy Lehibe FaharoaFehezantenyBaibolyFanandroanaAnjara (finoana)InstagramFilipinaMark TwainDokuWikiFanasan' ny TompoKôngô-BrazzavilleHelodranon' i MahajambaTetiandro hindoaHuntsville, Alabama2001Sakramenta ao amin' ny fiangonana katôlika610Fiangonana zandrinyHenrik RödlHasinaAfo🡆 More