Firenena Mikambana

Ny Firenena Mikambana (FM) dia fikambanana iraisam-pirenena lehibe izay mamondrona firenena miisa 193.

Atao hoe Organisation des Nations Unies (ONU) izy amin' ny teny frantsay fa United Nations (UN) kosa amin' ny teny anglisy.

Firenena Mikambana
Ny Sainan' ny Firenena Mikambana
Firenena Mikambana
Ny evan' ny Firenena Mikambana
Firenena Mikambana
Ny firenena mpikambana ao amin' ny Firenena Mikambana
Firenena Mikambana
Tafiky ny Firenena Mikambana

Ao amin' ny Firenena Mikambana ny firenena rehetra (afa-tsy ny firenena sy tany tsy manam-pahaleovantena sasany) eto an-tany. Misaraka amin' ny firenena mpikambana, ny tanjony dia mitazona ny fandriam-pahalemana maneran-tany. Ny tanjony dia manamora ny fiaraha-miasa amin' ny lafin' ny zo iraisam-pirenena, ny fiarovana iraisam-pirenena, ny fivoarana ara-toekarena, ny fivoarana ara-tsôsialy, ary ny Zon' olombelona. Ny Firenena Mikambana dia voaforona tamin' ny 1945 mba hanolo ny Fikambanan' ny Firenena (frantsay: Société des Nations -- SDN) tsy nanao ny asany noho ny Ady Lehibe Faharoa.

Firenena Mikambana
Ny Lapan' ny Firenena Mikambana any Genève, Soisa

Tamin' ny taona 2008 dia firenena miisa 192 no mpikambana tao amin' ny Firenena Mikambana, saika ny firenena rehetra fantatra eto an-tany. Avy eo amin' ny sezany eo amina tany iraisam-pirenen' ny tanànan' ny New York any Etazonia. Ny Firenena Mikambana sy ny masoivoho manokana anaty firenena hafa.

Ny Firenena Mikambana dia manana fiteny ôfisialy enina: ny fiteny arabo, ny fiteny sinoa mandarina, ny fiteny anglisy, ny fiteny frantsay, ny fiteny rosiana ary ny fiteny espaniôla.

Jereo koa

Firenena Mikambana 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Tags:

Fiteny anglisyFiteny frantsay

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

BibyLloyd KaufmanFiteny jeôrjiana13 desambra 1991TononkaloFihavananaTantaran' i EtazoniaFivarotana andevoRosia1971Tobilehibe FarihimenaAmbohimahasoaFiteny sakalavaDox (Jean Verdi Salomon Razakandrainy)AntefasyVadin' i MohamadyAdaoroFitiavanaFahefana Avon' ny TetezamitaKanadaMandravasarotraRepoblika MalagasyKinshasaDokuWikiFamoranaApôkalipsin' i Pseodô-MetôdiôsyRioSakramenta ao amin' ny prôtestantismaAlahamadyWikipediaRatsiraka DidierShikohabadApôkalipsy faharoan' i JakôbaDistrikan'i FianarantsoaMetôdiôsy avy any ÔlimpôsyInjenieriaMenalambaIndiaPaska jiosyWuhanFanonganam-panjakanaFanjakan' ImerinaAristôtyTanzaniaFanahy MasinaFanekem-pinoanaBaiboly katôlikaJean-Joseph RabeariveloEglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara)AlakaraboRakibolanaAndriamanitra (tokana)AndriamandisoarivoImanoelaRepoblika Fahefatra (Madagasikara)EtikaTanindrazana, Fahafahana, FandrosoanaFiainana aorian' ny fahafatesanaRavinalaKabary famangianaVoankazoBède le VénérableMpampiankin-tenyVitaly LagutenkoFoko folo veryRova ManjakamiadanaIowaDidy FoloRalamboRakotozandry DanielAkoho🡆 More