Havatsa-Upem

Ny Havatsa-UPEM dia fikambanana mpanoratra sy poeta malagasy.

Ny UPEM dia avy amin'ny teny frantsay hoe Union des Poètes et Ecrivains Malgaches.

Tantara

Tamin'ny 6 septambra 1952 tao Antananarivo no namoronan'ny poeta sy mpanoratra ary mpanao gazety 15 mirahalahy ny HAVATSA-UPEM, dia:


Ny tanjon'ny fikambanana dia ny fanandratana ny teny malagasy amin'ny alalan'ny Haisoratra, fiarovana ny maha Malagasy, fanandratana ny kolontsaina izay mampanankarena antsika. Manana toerana lehibe eo amin'ny fanandratana ny Teny sy ny Haisoratra Malagasy izy.

Loharano

Tags:

Madagasikara

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Fahababoana tany BabilônaFiteny aromanianaKor'anyMôralyFanonganam-panjakanaTantaran' i AlemainaKabary tera-baoFiteny hebreo153AterinetoFANJAKAN’ I MADAGASIKARAFiteny latinaRepoblika MalagasyMadagasikaraFisaraham-pahefanaPontianak16 JolayAsabotsyHypertext Markup LanguageBenito Mussolini2003Jean Narivony10 AprilyFanahy Masina (kristianisma)Eglizy katôlika rômaninaAotrisyTantaran' i MadagasikaraFivavahana amin'ny razanaPellevoisin612DemôkrasiaPer Brinch HansenFiteny romantsaPaoly (apôstôly)Sikidy malagasySodànaAmbitsySamuel RatanyMatoatoaRabat5 AprilyKataraOtrikaretinaJohann Wolfgang von GoetheFanahy (kolontsaina malagasy)SeptambraTranombakokaRaki-pahalalanaEorôpa AtsimoMicrosoft WindowsFanahin' ny vatanaBaraFanekem-pinoana apôstôlikaFiteny japôney1200Kabary famangianaPaskaMandravasarotraIndiaIranianina (vahoaka)MarovatoApôstôly roa ambin' ny foloAnjara (finoana)ZairaAdimizanaSampan-tenyIsaNosin'ny PaskaGregoriosy avy any NisaBokin' ny SalamoMaorisyKôngô-BrazzavilleRanavalona IIQotbabad🡆 More