Petra-Kevitra

Ny petra-kevitra na petrakevitra dia fehezankevitra na fanazavana izay aroso fotsiny ka tsy lazaina ny mety ho fahamarinany na ny mety ho fahadisoany, hevitra apetraka ka mbola ao amin' ny sehatry ny zavatra mety hisy na ny angambangamba.

Rehefa ambara ny petra-kevitra dia azo atao ny mandalina azy, ny misedra azy, ny mampiasa azy, ny miady hevitra ny aminy, ny manao fanandramana hisedrana ny fahamarinany.

Ny petra-kevitra izay ampiasaina nefa tsy natao hosedraim-pahamarinana (noho ny antony ara-pihetseham-po, ara-pivavahana, ara-pôlitika, ohatra) dia atao hoe matoan-kevitra.

Jereo koa

Tags:

Fehezankevitra (filozofia)

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Rafitra fitantanana votoatinyFanahyMadagasikaraTwitterFandroahana fanahy ratsyFilazantsara araka an' i MarkaMarshall LeffertsRalaimongo JeanAnjelyFivavahan-drazana afrikanaTokyoFanahy Masina (kristianisma)Zhuge LiangTanindrazana, Fahafahana, FandrosoanaFitsipi-pitenenanaFiteny tamilyRosiaFizaràn-taonaBaiboly katôlikaBiôgrafiaNofyNFanandroana malagasyRazafinimanjaka RaketakaBokin' i HenôkaEndrika araka anjara asaFitenim-paritra malagasyAntesakaFiangonana Loterana MalagasyPrôtektôrata Frantsain' i MadagasikaraÔlimpôsy (Torkia)Asan' ny ApôstôlyMiora Andrialalaina FlorlysAristôtyFaritany eto MadagasikaraSilamoEvanjelin' ny Roa ambin' ny foloFanavaozana prôtestantaAndriamanitra (ankapobeny)Amerika LatinaGeorges AndriamanantenaSakramenta ao amin' ny prôtestantismaZafisoroFiteny antandroyFamadihanaFivavahan-drazana malagasyEtikaRApôkalipsin' i JoanyÉmile DurkheimMenakaMetôdiôsy avy any ÔlimpôsyTestamenta TalohaAdy Lehibe FaharoaFiteny kantôneyFiteny antemoroSilamo eto MadagasikaraAntsirabeEpikan' i GilgamesaKabary tera-baoSokelaLisitry ny filohan' i MadagasikaraOlombelonaFiteny jeôrjianaDistrikan'i FianarantsoaTobilehibe FarihimenaBède le VénérableAmbiroaFiteny sakalavaAbidy malagasyItaliaKofi AnnanVintana (finoan-drazana malagasy)Andriamanitra (tokana)🡆 More