Mpamari-Toetra

Ny mpamari-toetra dia teny (sokajin-teny) ampiraisina amin' ny anarana na atao entimilaza mba hanambaràna ny toetran' ny zavatra tondroina amin' ilay anarana (olona, biby, zavatra sns) na ny toetran' ny zavatra tondroina amin' ny lazaina.

Zana-tsokajin' ny mpamaritra ny mpamari-toetra. Ao amin' ny fehezanteny iray dia afaka misahana ny anjara asan' ny entimilaza ny mpamari-toetra ka mety mila andry mpanakambana izany na tsia arakaraka ny fiteny.

Afaka ialohavana na arakarahin-teny (na andian-teny) mameno azy ny mpamari-toetra ka ahazoana ny atao hoe "tarika mpamari-toetra", ary ireo teny mameno azy ireo no atao hoe "famenon' ny mpamari-toetra".

Jereo koa

Tags:

AnaranaAndry (fitsipiteny)Anjara asa (fitsipiteny)EntimilazaFehezantenyFitenyLazaina (fitsipiteny)Mpamaritra (fitsipiteny)Sokajin-teny

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Tolom-bahoaka tamin' ny 1947Ibn Hajar al-AsqalaniWilliam ShakespeareMediaWikiHiragasyLalàn' i MosesySoratra MasinaSahih MuslimLisitry ny zavatra madinidinika 1-1000Theodore WhartonTanindrazana, Fahafahana, FandrosoanaMalakiaToronto26 OktobraFahoriana lehibeGorsesFanjakana MitambatraLandry ChauvinWiki CommonsFisoronana sy fanalana vintanaImamoEkôsyLevy (zanak' i Jakôba)Vladimir PoutineFiteny indô-eorôpeanina26 MartsaSoisaJack LondonTobilehibeHantatianaRindrankajy malalakaFanasan-tongotra (fivavahana)(2984) ChaucerTeteElon MuskAmontanaNefilimaZelandy VaovaoLambamenaKutub al-SittahAngatra (aretina)AlakaosyLisitry ny zavatra madinidinika 100001-101000BorondyKilamba-KiaxiRSSFiteny soahilyISO 3166-1Fiangonana Jesosy MamonjyMaleziaFihafanan'ny tanyLisitry ny zavatra madinidinika 136001-137000Nigel GodrichThe BeatlesBetsimisarakaFrantsaBMWAmerika LatinaVolanaMônakôAndroKilalaoFiteny sinoaCalvin CoolidgeFanambaràna ny hevitry ny nofyVanim-potoana mesianikaRadama IIGibraltaraLouisianaOnjam-peoJames VI and IWikipedia🡆 More