Tromba

Ny tromba, araka ny finoan-drazana malagasy, dia fanahy na avelon' ny mpanjaka efa maty na ny taranany, na avelon' olona nanan-daza teo amin' ny mpiara-belona taminy fahizay ka mitoetra miaraka aminy; mbola manohy ny fanapahany ny velona amin' ny alalan' ny findramany ny tenan' ny olona iray mbola velona izany fanahy izany raha fanahin' ny mpanjaka no mipetraka ao amin' ilay olona misy tromba.

Endrika iray amin' ny fivavahana amin' ny razana ny tromba.

Miteny amin' ny alalan' io olona misy tromba io ilay fanahy. Any amin' ny faritra sakalava no tena ahitana izany nefa miely eran' i Madagasikara ihany koa izany finoana izany. Antsa aman' amponga sy angorodao no atao handihizan' ilay olona misy tromba sady hitokavana ilay fanahy mba hiditra ao aminy.

Jereo koa

Tags:

AveloFanahin'ny vatanaFivavahan-drazana malagasyFivavahana amin' ny razana

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Fiteny anglisyJobilyBeraJerosalemaHavatsa-UPEMJohn BarryKristianismaKrôasiaMaria (renin' i Jesoa)SonismaMisiona Evanjelika Teratany eto MadagasikaraTafika an-tanetyJorge Luis Valdivia ToroLômbarda (vahoaka)BetsileoHetraFanalan-jazaFanambadianaAmpanabakaVikram SamvatDokuWikiAndrianaAfrika AfovoanyAurangzebEkiomenismaSary masinaKabary am-panambadiana1200Cristiano Ronaldo1140SlôvakiaThomas StaffordFiombonan' ny Fiangonana Kristiana eto MadagasikaraAlakaraboRepoblikan' i Afrika AfovoanyPentateoka2020IràkaMaltaFanahy (kolontsaina malagasy)SaharaRio TintoAnjara (finoana)Fiteny malagasyFiraisan' ny Repoblika Sôsialista Sôvietika1600FiompianaFanjakana RômanaFikambanana Mampiely Baiboly MalagasyTafi-Piarovan' i IsraelyMalỳHypertext Markup LanguageAlabamaTsimihetyFiangonana Ara-Pilazantsara eto MadagasikaraFindayWiki CommonsAndevo (teto Madagasikara)Tantaran' i EtazoniaSokajin-tenyHanoiJodaismaFanjakana MitambatraFinoanaLionel MessiMpandrindra milinaAntoko pôlitika malagasyPentekôstaHavokavokaCurrent eventsSalamo faha-37Valan-javaboarin' i MasoalaTanin' i IsraelyFivavahana eto Madagasikara🡆 More