Ny aviavy dia karazan-kazo misy voany azo hanina.
Ficus carica ny anarany ara-tsiansa. Karazana hazo kely ao amin' ny fianakaviana zavamaniry mamony ao amin' ny fianakaviana Moraceae. Teratany any amin' ny faritr' i Mediteranea sy Azia Andrefana ary Azia Atsimo izy io, ary nambolena hatramin' ny Andro Taloha ary mihamaro manerana izao tontolo izao. Ny Ficus carica no karazana fantatra indrindra amin' ny Ficus (misy karazana maherin' ny 800). Afaka miaina hatramin' ny 300 taona izy io ary 7 taona eo ho eo izy vao afaka mamokatra feno.
This article uses material from the Wikipedia Malagasy article Aviavy, which is released under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 3.0 license ("CC BY-SA 3.0"); additional terms may apply (view authors). Mitondra ny lisansa CC BY-SA 4.0 ny votoatiny raha tsy misy zava-kafa ambara. Images, videos and audio are available under their respective licenses.
®Wikipedia is a registered trademark of the Wiki Foundation, Inc. Wiki Malagasy (DUHOCTRUNGQUOC.VN) is an independent company and has no affiliation with Wiki Foundation.