Arktika

I Arktika dia ilay faritra manodidina ny tendron-tany avaratra eto amin' ny tany, izay tafiditra ao anatin' ny faribolan-tendron-tany avaratra sy ny manodidina mikasika io faribolana io.

Ao amin' i Arktika manontolo na amin'ny ampahany izany ireto firenena ireto: i Nôrvezy, i Soeda, i Finlandy, i Rosia, i Etazonia (noho ny fisian' i Alaska), i Kanada, i Danemarka (noho ny fisian' i Groenlandy), ary i Islandy.

Arktika
Sarin-tany maneho an' i Arktika sy ny firenena ao aminy
Arktika
I Arktika eo amin' izao tontolo izao

Jereo koa

Tags:

AlaskaDanemarkaEtazoniaFaribolan-tendron-tanyFinlandyGroenlandyIslandyKanadaNôrvezyRosiaSoedaTendron-tany avaratra

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Testamenta VaovaoFoko eto MadagasikaraVoronaAngleteraDemonyIsraelyAbelaSoisaTsekiaMerinaAngôvoFiteny romantsaTrinitePalmdale, KaliforniaVolanaMôralyLimboAl-BiruniGregoriosy avy any NisaEndolzansyMianmaraFaritany AmerikanaMadagasikara zanatany frantsayMosavy (finoana malagasy)Lisitry ny teny ampiasaina amin' ny haitenyIrànaFikambanana Iraisam-pirenena ny FrankôfôniaDavid N'GogKolontsaina malagasyFitsapan-kevi-bahoakaKristianisma eto MadagasikaraFiteny hebreoMozilla FirefoxBokin' i IsaiaAhidamboMasedônia AvaratraFiombonan' ny Fiangonana Kristiana eto MadagasikaraPellevoisinISO 4217Hiram-pirenenaTôngaAndrianaFiangonan' i Jesoa Kristy eto MadagasikaraAmerika AtsimoMaoritaniaFiteny malagasy1855SakalavaZavakantoIstanbulEorôpa AtsimoFamoronana (finoana sy fedrà)AurangzebFiteny nôrvezianaUFiteny frantsayFiangonana Jesosy MamonjyKor'anyLavarsMadagasikaraAndron'ny TanyAntevatoHindoismaOtrikaretinaZanahary (finoan-drazana malagasy)MeyTeôlôjia dôgmatikaTesalônikaMetafizikaFandriam-pahalemanaTGoogle🡆 More