Ranomasimbe Atlantika

Ny Ranomasimbe Atlantika dia anisan' ny ranomasimbe dimy eto an-tany.

Ny velarany dia 106 tapitrisa km², noho izany, izy no ranomasimbe ngeza indrindra ao aorian' ny Ranomasimbe Pasifika. Ny Ranomasimbe Atlantika dia vokatry ny fisarahan' ny Kôntinenta Eorô-Afrikana sy ny Kôntinanta Amerikana 180 tapitrisa taona lasa izay. Ny Ranomasimbe Atlantika no ranomasina niaingan' ny fihazana eorôpeana nandritry ny taonjato maro. Amin' izao fotoana izao dia mbola lalana ifandraisana manan-danja izy ho an' ny firenena manana morontsiraka amin' io ranomasina io ary manana anjara jeôpôlitika lehibe.

Ranomasimbe Atlantika
Ny Ranomaismbe Atlantika miloko manga
Ranomasimbe Atlantika

Jereo koa

Ny ranomasimbe
Ranomasimbe Atlantika 
Arktika
Ranomasimbe Atlantika 
Atlantika
Ranomasimbe Atlantika 
Antarktika
Ranomasimbe Atlantika 
Indianina
Ranomasimbe Atlantika 
Pasifika
Ranomasimbe Atlantika 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Tags:

AmerikaRanomasimbeRanomasimbe Pasifika

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

SaryZon' olombelonaSingaporo1949ZivaFotopampianarana sy FanekempihavananaNanjingHerinandroAbaréFameno (fitsipiteny)KyivFaritra eto MadagasikaraLohataonaFahotanaNeville SouthallRirininaFarihy MalawiVintana (finoan-drazana malagasy)Fitiavan-tanindrazanaGugnécourtTononkalo2022Fanalan-jazaEtazoniaFiteny pôrtogeyLisitry ny zavatra madinidinika 7001-8000Sahih MuslimRatsirahonana Norbert LalaBrienne-sur-Aisne530Ady Lehibe FaharoaSahih al-TirmidhiArphyIsraelySômaliaTetiandro malagasySochiHerman Francis MarkAntesakaFanjakana MitambatraBMW(89128) 2001 UP7Georges AndriamanantenaLisitry ny zavatra madinidinika 1-1000Raúl AlbiolVaryAndrianjakaOrsa pôlaraLevy (zanak' i Jakôba)2020ImamoGibraltara1922Jack LondonRambondanitra1797SelaFizaran-taonaHagia SophiaVohimasina NordLarreule, Pyrénées-AtlantiquesSilamoRindrankajy malalakaLisitry ny zavatra madinidinika 44001-45000Raki-pahalalanaFivavahana abrahamika5 OktobraLisitr' ireo mpanjaka merinaCalvin CoolidgeRepoblikan' i Madagasikara (1992-2009)Landry ChauvinFath al-Bari🡆 More