Hiram-Pirenena

Ny Hiram-pirenena, amin'ny ankapobeny, dia hira manambara fitiavan-tanindrazana ka mankalaza an-kira na ny tantara, na ny fomban-drazana na ny ady sarotra izay niainan' ny firenena iray.

Io hira io dia voatokana amin' ny fomba ôfisialy ho hira fanevan' ny fanjakana ka mety ny mpitondra fanjakana no mamaritra izany na ny vahoaka izay nampiasa ny hira matetika.

Tamin' ny taon-jato faha-19 no nahazo vahana ny fananana hiram-pirenena tao amin' ireo firenena eorôpeana.

Ny hiram-pirenena malagasy dia mitondra ny lohateny hoe: Ry Tanindrazanay malala ô.

Tags:

FanjakanaFirenenaFitiavan-tanindrazana

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Wellington PointSakramenta ao amin' ny prôtestantismaTsirinteny sara-droaVitaly LagutenkoJodaismaRSSTokyoAndriamanitra (tokana)AlohotsyTranonkalaMetôdiôsy avy any ÔlimpôsyAdaoroVondrom-bokin' i Nag HammadiEzekielaFiteny tsovasaKolontsaina malagasyFiteny javaneyLokangaBokin' ny MakabeoFiteny sakalava1971AurangzebFiangonana Malagasy Tranozozoro AntranobirikyPrôtestantisma eto MadagasikaraShikohabadMpampiankin-tenyAmerika LatinaÔlimpôsy (Torkia)Faritra AnalamangaBareinaRafitra fitantanana votoatinyRepoblika MalagasyPlotoFiteny malagasySihanakaEpikan' i GilgamesaOniversiteAostraliaFacebookGoavyFilazantsara araka an' i MarkaKristianisma eto MadagasikaraFifohazana (kristianisma malagasy)Fandikan-tenyTendrontany AvaratraTiffany MynxBaiboly Dikanteny Iombonana Eto MadagasikaraSakramentan' ny fanambadianaRatsimilahoNikôdemôsyBob KhannaRakibolanaSakafo malagasyItaliaTanzaniaBaiboly katôlikaRirininaBaskin-RobbinsRFoko folo verySakalavaKanadaFanatontoloanaFilôzôfiaLalan-jazaPrôtektôrata Frantsain' i MadagasikaraEvanjely miafin' i JoanyBaibolyGoavy (zavamaniry)Fandroahana fanahy ratsyShanghaiHFihavananaAntalaotraM.I.A.🡆 More