Italia

I Italia na ny Repoblika Italiana dia firenena any Eorôpa Atsimo.

I Rôma, izay tanàna ngeza indrindra ao Italia no renivohiny. Mamaritra ny tanin’ i Italia avy ao avaratra i Frantsa sy i Soisa ary i Aotrisy. Ny mamaritra ny sisa amin’ ny sisin-taniny dia ny Ranomasina Mediteranea. I Sicilia sy i Sardegna no nosy italiana lehibe indrindra. Firenena somary be tendrombohitra ihany i Italia, indrindra ny ao amin’ ny tapany avaratra izay ahitana ny ampahany amin’ i Alpa. Telo ny afotroa mbola velona any, dia i Etna sy i Vesuvio ary i Stromboli.

Italia
Mbola ambangovangony  amin'ny resaka firenena sy resaka Italia ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Repubblica Italiana (Italia) ((it))
Repoblika Italianina (Italia) ((mg))
Saina ny Italia Faneva ny Italia
(Antsipirihany) (Antsipirihany)
Italia
Teny ofisialy Italiany
Renivohitra Roma
41°53′N 12°29′E / 41.883°N 12.483°E / 41.883; 12.483
Tanàna ngeza indrindra Roma
Fitondrana sy governemanta
 - Filoha
-
Repoblika
Sergio Mattarella
Mario Draghi
Velarantany
 - Tontaliny
 - Rano (%)
faha 69
301 230 km²
16.9
Isam-ponina
 - Tontaliny (2008)
 - hakitroka
faha 23
60 108 000 mpo.
196 mpo./km²

{{{1}}}

Anaran'ny mponina Italianina
IDH (2006) Mihakatra 0,941 (ambony) faha 17
Sandam-bola Euro (EUR)
Faritr'ora UTC +1: (CET);

Heure d'été: UTC+2: (CEST)

Hiram-pirenena Fratelli d’Italia
Valan-tsehatra internet
Antso
an-tariby
+39

Ny tapany avaratr’ i Italia dia manan-karena sy androsoan’ ny taozava-baventy, fa ny any atsimo kosa dia anjakan’ ny fambolena sy ny fiompiana sady somary mahantra kokoa na dia mihakely hatrany aza izany elanelana izany.

Italia
Sarin-tanin' i Italia

Tamin’ ny taonjato faha-5 taor. J.K. no ho mankary dia mitambatra tantara amin’ i Rôma Taloha, indrindra amin’ ny Empira Rômana, i Italia. Nidiran’ ny Barbariana i Italia taty aoriana, avy eo nitsofohan’ ny Lombarda koa. Taorian’ ny fifehezan’ ny dinastia Karôlinjiana dia nianjadian’ ny kolontsaina sy pôlitika maro samihafa i Italia sady nivakivaky. Nanamora ny firoboroboan’ ny zavakanto nanomboka tamin’ ny taonjato faha-14 vokatry ny fandrosoan’ ireo tanàn-dehibe matanjaka.

Niatrika ny fanjakazakana mifandimby nataon’ ny Espaniôla sy ny Aotrisiana ary ny Frantsay ireo faritra italiana maro. Velona ny hetsiky ny mpanindrahindra tanindrazana tamin’ ny taonjato faha-19 izay nikendry ny hanafaka sy hampiray an’ i Italia. Nifandimbindimby ny hetsi-bahoaka ka i Victor-Emmanuel II no voasatro-boninahitra hanjaka amin’ i Italia tamin’ ny taona 1861.

Nandray anjara tamin’ ny Ady Lehibe Voalohany i Italia nanomboka tamin’ ny taona 1915 niaraka tamin’ ny Alliés. Nanamora ny fiakaran’ i Benito Mussolini tao amin’ ny fitondrana tamin’ ny taona 1922 ny toejavatra sarotra tamin’ izany fotoana izany: najorony ny fasisma ary nifanatona tamin’ i Adolf Hitler izy. Niara-niady tamin’ i Alemaina i Italia tamin’ ny fiantombohan’ ny Ady Lehibe Faharoa nefa resy tamin’ ny taona 1943. Niaraka tamin’ ny Alliés izy taorian’ izay. Rehefa tapitra ny ady dia nisy ny ezaka famerenana indray ny demôkrasia ary nambara ny fahaterahan’ ny Repoblika. Tamin’ ny taona 1957 dia anisan’ ireo firenena enina mpanorina ny fananganana an’ i Eorôpa i Italia.

fitantanan-draharaha

Ny fikambanan'ny teratany italiana dia ahitana :

  • 20 faritra (ital.: regioni) : 15 amin'ny sata mahazatra sy faritra autonomous dimy (Valle d'Aosta, Trentino-Südtirol, Friuli-Venezia Giulia, Sicily, Sardinia)

Tanàna / Kaominina

Jereo koa

Firenena ao Eorôpa

Albania - Alemaina - Andôra - Aotrisy - Belzika - Bielôrosia - Bolgaria - Bôsnia-Herzegôvina - Danemarka - Espaina - Estônia - Fanjakana Mitambatra - Finlandy - Frantsa - Grisia (na Gresy) - Hôngria (na Hongaria) - Irlanda - Islandy - Italia - Jeôrjia - Kipra (na Sipra) - Krôasia (na - Krôatia) - Letônia - Liktenstaina - Litoania - Loksemborga - Masedônia Avaratra (na Makedônia Avaratra)- Malta - Môldavia - Môntenegrô - Nederlandy - Nôrvezy - Okraina - Pôlônia - Pôrtogaly - Tsekia - Romania - Rosia - San-Marîno - Serbia - Slôvakia - Slôvenia - Soeda - Soisa - Tsekia - Vatikàna.

Kôntinenta eto an-tany

Tags:

AotrisyEorôpa AtsimoFrantsaRanomasina MediteraneaRenivohitraRômaSoisa

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

1986Kalandrie litorjika katôlika rômaninaRenin-tsikidyDidy FoloTestamenta TalohaVolohazoTantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i Kôngô1952Fivoahan' ny Zanak' i Israely avy any Egipta6201200FanandroanaAsabotsyBibikelyBetsimisarakaVaryZanabintanaAmbilobeVincent AuriolTetiandro litorjika kristianaPrôtestantismaRenivintanaKanaana (zanak'i Hama)Fiteny anglisyLalana (sikidy)1985Kolontsaina malagasyFiteny persana428X-SAMPAElías FigueroaAntesakaTera-tsikidyfangitra ara-jeografiaVintana (finoan-drazana malagasy)Helodranon' i BalySaily (sikidy)AsiriaWordPressRajoelina AndryOmbyAljeriaMounir Aziz DaoudMasikoroISO 3166-1AdizaozaFivavahana eto MadagasikaraFiangonana Loterana MalagasyAndriamasinavalonaKintana1927TeôlôjiaHypertext Markup LanguageRanavalona IIIRanoFressancourtFifohazana (kristianisma malagasy)Angatra (aretina)AmbohimangaWiki FoundationMedical Lake, WashingtonTantaran' i Madagasikara1912Torovintana1949FirenenaAsa AkiraDemôkrasiaZavaboaryRepoblika Fahefatra (Madagasikara)SainaAndrianampoinimerina🡆 More