Biby

Valim-pikarohana ho an'ny « Biby » — Wiki Biby

Misy pejy mitondra anarana « Biby » eto amin'ity wiki ity

Hijery (20 taloha | ) (20 | 50 | 100 | 250 | 500).
  • Ny biby dia zavamananaina manana finiavana ny hihetsika. Anisan' ny biby tsy fahita raha tsy any Madagasikara ny fosa....
  • Vignette pour Biby mampinono
    Ny biby mampinono dia biby miteraka, misy ravin-tsofina toy ny olombelona, ny omby, ny saka, ny alika sy ny maro isan-karazany!...
  • Vignette pour Omby
    Omby (sokajy Biby mampinono)
    dia karazan' ny biby mampinono ary biby fiompy izy. Biby lehibe misy tandroka roa ary mety misy trafo iray eo an-tampon-damosiny. Biby manana ny anjara...
  • Vignette pour Horita (biby)
    Ny horita na orita dia biby manana tanana valo toa mipoitra avy hatrany avy eo amin' ny lohany, miaina an-dranomasina, malemilemy tsy misy taolana nefa...
  • Isan' ny Bibidia (fihodinana avy amin'i Isan' ny Biby)
    Ny Isan' ny Biby na Isan' ny Bibidia dia isa resahina ao amin' ny Bokin' ny Apôkalipsy nosoratan' i Joany (na Jaona) tao amin' ny nosy Patmô (na Patmôsy)...
  • Vignette pour Fiompiana
    fampitomboana taranaka ny biby, ka mety ho biby fiompy izany na biby dia, izay atao ho amin' ny tombontsoan' ny olombelona. Ireo biby ireo dia mipetraka tsy...
  • Vignette pour Voalavo
    Voalavo (sokajy Biby mampinono)
    Ny voalavo (Rattus) dia biby mpikiky, sokajin' ny biby mampinono. Totozy Bitro Kastôro...
  • Vignette pour Elefanta
    Elefanta (sokajy Biby mampinono)
    Ny elefanta dia biby mampinono an'ny fianakaviana Elephantidae ary ireo biby lehibe indrindra amin'ny tany. Karazana telo no ekena ankehitriny: ny elefanta...
  • Vignette pour Hazandrano
    Hazandrano (sokajy Biby)
    Ny hazandrano dia ny biby miaina anaty rano izay jonoin' ny olona, ka anisan' izany ny trondro. Matetika afangaron' ny olona ny hevitry ny teny hoe trondro...
  • Vignette pour Fosa
    Fosa (sokajy Biby)
    ferox) dia biby mihinana nofom-biby, mitovitovy amin' ny alika raha ny habeny, ary amin' ny saka raha ny endriny. Ny fosa dia anisan' ny biby mahery saina...
  • Vignette pour Trozona
    Trozona (sokajy Biby mampinono)
    Trozona dia biby mampinono mivelona andranomasina. Ary manana angeza sy vesatra avo raha ampitahaina amin'ireo biby mampinono hafa.Io biby io dia voasokajy...
  • an-tsoratra na am-bava ny tantaram-piainan'ny zavatra iray, ohatra: olombelona, biby, zava-maniry,sns. Fa matetika dia ny tantaran'ny olona no tena ampiasana...
  • amin'ny biby na zavamaniry. Izany no mihinana ny zavatra velona mba hanome hery sy ny sakafo. Ny sakafo ahitana ny sakafo ny olona sy ny biby tokony ho...
  • Vignette pour Hena
    fombany ilay biby. Araka ny fikambanana iraisam-pirenen'ny fahasalaman'ny biby, ny hena dia ireo zavatra rehetra azo hanina amin'ny biby. Araka ny fitsipika...
  • Vignette pour Boriky
    Boriky (sokajy Biby mampinono)
    Ny boriky dia biby mitovitovy amin' ny soavaly izay misy karazany ompiana fa misy karazany bibidia ao Afrika. Ampiasaina hitondra entana ny boriky fiompy...
  • Vignette pour Sifotra
    Ny sifotra dia biby misy akorandriaka amin'ny teny malalaka. Ny anarana dia matetika ampiasaina amin'ny sifotra an-tanety. Na izany aza, ny anarana mahazatra...
  • Vignette pour Kijana
    dia toerana anjakan' ny sahalava voajanahary izay iraohan' ny biby mpihinana ahitra na biby tsy mifidy zavatra hohanina ny anana sy ny zavamaniry hafa eo...
  • Vignette pour Voay
    Voay (sokajy Biby)
    Ny Voay dia biby mandady izay miaina anaty rano amin' ny faritra trôpikaly any Afrika, Azia, Amerika ary Aostralia. Crocodylinae no anarany ana-tsiansa...
  • Vignette pour Foza
    Foza (sokajy Biby)
    Foza (Brachyura) Foza -- biby. 6793 fomba....
  • Tokandia (sokajy Biby)
    Tokandia (Megaladapis ?) - biby. Biby minana fory sy vody...
Hijery (20 taloha | ) (20 | 50 | 100 | 250 | 500).

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

HolatraSikidy malagasyBokin' ny OhabolanaCurrent eventsLTantaraAostraliaAndrianaZanahary (finoan-drazana malagasy)Firenena MikambanaEzra14 FebroaryJohannes VermeerFiteny betsileoZanatsoratraAterinetoMark JerrumTeraka2012RamevaLanitra (finoana)Tantaran'i MadagasikaraFiteny tiorkaFihavananaBorondyGeorges AndriamanantenaTrozonaSakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaKainaRy Tanindrazanay malala ôSanta-Vinsanta-sy-GrenadinaBaiboly amin' ny teny malagasyJesoaBetsileoFaritra eto MadagasikaraFotoanaRoandaAsa AkiraBenjamin DisraeliRavelonjanaharySiddhartha GautamaElliot ShevelPaskaAntanosyModesto, KaliforniaHasina (hery tsy hita maso)Anthiyur1968Fiteny tamilySiansa ara-tsôsialyEvekaFampakaram-bady tao KanàVoahiranaFamonjenaFanjakan' i Israely (mitambatra)TenerifeFikambanana Skoto eto amin' ny Fiangonana Loterana MalagasyTrombaFirenenaZambiaSokajin-tenyOhabolanaWayback MachineFamoranaFifandraisan-davitraVolanaVintana (finoan-drazana malagasy)Iràka🡆 More