Valim-pikarohana ho an'ny « Sokajin teny » — Wiki Sokajin Teny
Hamorona ny pejy "Sokajin+teny" eto amin'ity wiki ity! Jereo koa ny valim-pikarohana hita.
Atao hoe sokajin-teny ny vondrona misy ny teny afaka mifanolo hisahana anjara asa mitovy am-pehezanteny ao amin’ ny fiteny iray. Mizara ho vondrona roa... |
andian-teny lehibe kokoa na fehezanteny na ny fehezankevitra. Sokajin-teny Mpampiankina Mpampitohy fehezankevitra Lisitry ny teny ampiasaina amin' ny haiteny... |
miankina amin' ny teny na andian-teny iray hafa ao anaty fehezanteny na tarika. Fameno anarana Ny fameno dia matetika anarana. Sokajin-teny hafa azo atao... |
mifandray aminy. Arakaraka ny fiteny no mety hahitana filaza isa amin' ny sokajin-teny iray ka ny fahita matetika ao amin' ireo fiteny eorôpeana dia ny anarana... |
Ny mpanampy dia na sokajin-teny na anjara asa, arakaraka ny fiteny na ny mpahay teny. Amin' ny fitsipiteny mahazatra ao amin' ireo fiteny eorôpeana sy... |
Ny mpamari-toetra dia teny (sokajin-teny) ampiraisina amin' ny anarana na atao entimilaza mba hanambaràna ny toetran' ny zavatra tondroina amin' ilay anarana... |
Ny tenim-piontanana dia teny (sokajin-teny) azo ampiasaina mitokana ka tsy voatery hampiarahina amin' ny teny hafa, mba hanehoana fihetseham-po (vokatry... |
Ny mpampitohy dia teny (sokajin-teny) mampifandray teny na andian-teny roa na maro ao amin' ny andian-teny lehibe kokoa na ny fehezankevitra na ny fehezanteny... |
Ny tambinteny dia teny (sokajin-teny) izay natao hanova na hanampy hevitra ny teny na andian-teny hafa toy ny matoanteny, ny mpamari-toetra, ny tambinteny... |
Ny mpamaritra isa dia teny ao amin' ny sokajin' ny mpamaritra izay ampiraisina amin' ny anarana na ny mpisolo mba hilazana ny isa na ny laharan' ny zavatra... |
atao lazaina koa ny sokajin-teny toy ny mpamari-toetra sy ny matoanteny, ny andian-teny toy ny tarika sy ny fehezankevitra, ny teny ampiasaina ilazana... |
Tsy ny teny rehetra no ahitana mpamaritra tompon-javatra amin' ny maha sokajin-teny azy. Indreto ny mpamaritra tompon-javatra ao amin' ny teny frantsay:... |
mety hoforonina voanteny iray. Anjara asa Sokajin-teny Reniteny Zanateny Tarika Fehezankevitra Fehezanteny Lisitry ny teny ampiasaina amin' ny haiteny... |
sahanin' ny sokajin-teny anarana. Filaza Filaza tsotra Filaza mandidy Filaza ifampiankinana Filaza mihonohono Ova-matoanteny Lisitry ny teny ampiasaina... |
Ny mpisolo toerana na mpisolo milaza toerana dia sokajin-teny ampiasaina hanoloana ireo anarana na tarika anarana mitana anjara asa fameno milaza toerana... |
Ny mpamaritra dia teny (sokajin-teny) akambana amin' ny anarana ao amin' ny andian-teny na tarika iray mba hilazana ny toetran' ny zavatra tondroina amin'... |
Anarana (fizaràna Anarana avy amin' ny fiovana sokajin-teny) mety hisehoany na ny hevitra mety hampitainy ny anarana, amin' ny maha sokajin-teny azy. Arakaraka ny fiteny no anasokajiana ny anarana ary mety hisy vokany... |
Ny mpisolo fotoana na mpisolo milaza fotoana dia sokajin-teny ampiasaina hanoloana ireo anarana na tarika anarana matetika mitana anjara asa fameno milaza... |
Ny mpamaritra mampifandray dia teny ao amin' ny sokajin' ny mpamaritra izay misahana ny asa fampifandraisana fehezankevitra. Mitovy lenta amin' ny mpisolo... |
arakaraka ny fiteny ny lisitry ny sokajin-tenin'ny reniteny. Ny mampiavaka ireo teny ao amin' ity vondron-tsokajin-teny ity dia izy ireo maro dia maro,... |