Israely

Valim-pikarohana ho an'ny « Israely » — Wiki Israely

Misy pejy mitondra anarana « Israely » eto amin'ity wiki ity

Hijery (20 taloha | ) (20 | 50 | 100 | 250 | 500).
  • Vignette pour Israely
    I Israely na Fanjakan' i Israely dia firenena ao amin' ny faritra Atsinanana Akaiky, any Azia. Ao amin' ny morontsiraka atsinanan' ny Ranomasina Mediteranea...
  • Vignette pour Fanjakan' i Israely (Samaria)
    Ny Fanjakan' i Israely na Fanjakan' i Samaria na Fanjakana Avaratra dia fanjakà-mpanjaka tao Atsinanana-Akaiky taloha izay naorin' ny Israelita tao amin'...
  • Vignette pour Zanak' i Israely
    Ny Zanak' i Israely na Zanak' Isiraely dia ireo Hebreo taranak' i Jakôba nonina tany Egipta avy eo nifindra tany Kanaana. Israely no iantsoana an’ i Jakôba...
  • Vignette pour Fokom-pirenen' i Israely
    Ny fokom-pirenen' i Israely na fokon' i Israely dia ny fokom-pirenena roa ambin' ny folo taranaky ny zanaka lahy roa ambin' ny folon' i Jakôba araka ny...
  • I Hôsea na Ôsea dia mpanjaka farany tao amin' ny Fanjakan' i Israely izay nanjaka teo anelanelan' ny taona 732 sy 722 tal. J.K. I Ela no rainy (tsy i...
  • na Jôasa dia mpanjakan' i Israely teo anelanelan' ny taona 798 sy 782 tal. J.K. I Jôasy dia zanaky ny mpanjakan' i Israely Jôahaza na Jôakaza sady mpandimby...
  • I Jôrama na Jehôrama dia mpanjakan' i Israely nandritra ny 11 taona nanomboka tamin' ny taona 852 tal. J.K. hatramin' ny taona 841 tal. J.K. Ny mpanjaka...
  • mpanjakan' i Israely dia ireo mpanjaka avy amin' ny fokom-pirenen' i Israely lazaina ao amin' ny Baiboly fa nanapaka ny tanin' i Israely ao Palestina...
  • I Ahazia na Ôkôziasa dia mpanjakan' i Israely nandritra ny roa taona teo antenantenan' ny taonjato faha-9 tal. J.K., zanak' i Ahaba sy i Jezebela. Araka...
  • Vignette pour Fanjakan' i Israely (mitambatra)
    Ny Fanjakan' i Israely (mitambatra) na Fanjakana mitambatr' i Israely sy i Jodà dia fanjakà-mpanjaka naorin' ny Israelita tamin' ny taona 1050 tal. J.K...
  • I Ela dia mpanakan' i Israely teo tamin' ny taona 886 sy 885 tal. J.K. Izy no nandimby an' i Baasa rainy. Novonoin' i Zimry izay isan' ireo mpitari-tafiny...
  • I Saloma dia zanak' i Jabesa tonga mpanjakan' i Israely nandritra ny iray volana teo antenantenan' ny taonjato faha-8 tal. J.K. Nioko tamin' ny mpanjaka...
  • I Jôahaza na Jôakaza dia zanak' i Jeho sady mpanjakan' i Israely tamin' ny taona 814 hatramin' ny 798 tal. J.K. Nanjaka nandritra ny 17 taona izy tao...
  • Vignette pour Bene Israely
    Ny Bene Israely dia iray amin' ireo vondrona jiosy telo niaina tany India hatramin 'ny tapany faharoan' ny taonjato faha-20. Ny Bene Israely no vahoaka...
  • Vignette pour Tanin' i Israely
    Ny Tanin' i Israely dia faritra ara-jeôgrafia mahafaoka ny Fanjakan' i Israely sy ny Fanjakan' i Jodà, izay tany nipoiran' ny vahoaka jiosy. Atao hoe ארץ...
  • I Zakaria dia mpanjakan' i Israely teo antenantenan' ny taonjato faha-8 tal. J.K. Zanak' i Jerôbôama II izy. Enim-bolana fotsiny no nanjakany dia novonoin'...
  • Vignette pour Beta Israely
    Ny Beta Israely dia vahoakan'i Etiopia izay antsoina hoe Falasha koa tany aloha. Atao hoe Jiosy etiôpiana izy ireo ao Israely. Ny Beta Israely sasany,...
  • I Peka na Fasea dia mpanjakan' i Israely nandritra ny dimy taona teo antenantenan' ny taonjato faha-8 tal. J.K. Zanak' i Remalia izy. Mpitari-tafiky ny...
  • Vignette pour Fanjakan' i Jodà
    Samaria (na Fanjakan' i Israely) izay nifanohitra taminy. Araka ny Baiboly dia vokatry ny fivakisan' ny Fanjakan' i Israely izay mbola nitambatra izy...
  • Vignette pour Mpaminanin' i Israely
    Ny mpaminanin' i Israely dia mpaminany manana fahafahana hamantatra ny zavatra hitranga amin' ny hoavy amin' ny alalan' ny tsindrimandry avy amin' Andriamanitra...
Hijery (20 taloha | ) (20 | 50 | 100 | 250 | 500).

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

DokuWikiAdizaozaMeyAntambahoakaAndriana1910Sokajin-tenyTondra-dranoMain PageFivavahanaFotoanaKolontsaina malagasyTorkmenistànaGoaikaFahababoana tany BabilônaFirenenaAlemainaAmontanaBenjamin DisraeliWikiEpistily ho an' ny RômanaBrexitMpamari-toetraRadama IIFivavahana abrahamikaAdimizanaFamoranaHolatraTambajotraSikidy malagasyLaurent CantetIsaia (mpaminany)KongonaAsorotanyFrantsaAast, Pyrénées-AtlantiquesAdaoroLes PaulTambintenyWayback MachineCurrent eventsBetlehemaSolombavambahoakaKabary am-panambadiana1911Siansa ara-tsôsialyFitaovam-piadianaFifandraisan-davitraTendrySôlômônaSinaGovernemanta1989VoronaGrisyFirenena MikambanaMpampiankinaBorondyOraNikôtininaFiteny kirondyMerinaMeivazySilamoMaleziaBiôgrafiaWiki Commons🡆 More