Silamo

Valim-pikarohana ho an'ny « Silamo » — Wiki Silamo

Misy pejy mitondra anarana « Silamo » eto amin'ity wiki ity

Hijery (20 taloha | ) (20 | 50 | 100 | 250 | 500).
  • Vignette pour Silamo
    Ny silamo na finoana silamo na fivavahana silamo (amin' ny teny arabo: الإسلام / AlʾIslām) dia fivavahana abrahamika mifototra amin' ny finoana an' Andriamanitra...
  • Vignette pour Silamo eto Madagasikara
    Ny silamo eto Madagasikara dia anisan' ny fivavahan' ny vitsy anisa eto Madagasikara na dia efa nanomboka niorina tamin' ny taonjato faha-7. Kristiana...
  • Vignette pour Sofisma (silamo)
    ireo sampan' ny finoana silamo ireo. Hatramin' ny fiantombohan' ny finoana silamo dia nisy Olema sy mpanam-pahaizana silamo toa an' i Ibn Khaldûn nanohitra...
  • Vignette pour Tetiandro mozilmana
    Tetiandro mozilmana (fihodinana avy amin'i Tetiandro silamo)
    Ny tetiandro mozilmana na tetiandro silamo dia tetiandro ampiasain' ny fivavahana silamo ka ny iray volana ao aminy, izay mitovy amin' ny tsingerim-pihodinan'...
  • Ny mpaminanin' ny silamo dia olona notendren' Andriamanitra hitondra ny hafany momba ny maha tokana an' Andriamanitra sy ny finoana Andriamatra tokana...
  • Vignette pour Andry dimin' ny finoana silamo
    Ny andry dimin' ny finoana silamo dia adidy miisa dimy izay tsy mantsy tanterahin' ny mpino silamo. Atao hoe arkān izany amin' ny teny arabo. Ireto avy...
  • Vignette pour Sonisma
    Sonisma (fihodinana avy amin'i Silamo sonita)
    Ny sonisma na silamo sonita no sampana lehibe indrindra ao amin' ny finoana silamo izay ahitana ny 80–90 % amin' ny Mozimana maneran-tany, ary izy no antokom-pivavahana...
  • Siisma (fihodinana avy amin'i Silamo siita)
    Ny siisma dia sampan' ny finoana silamo izay manaiky fa i Ali sy ny taranany no mpandimby ny mpaminany Mohamady. Ny teny hoe siisma na siita dia avy amin'...
  • Vignette pour Fivavahana tao Arabia talohan' ny fivavahana silamo
    Ny fivavahana tao Arabia talohan' ny fivavahana silamo dia nahitana fivavahana pôliteista (amin' andriamanitra maro), henôteista (fisafidianana andriamanitra...
  • Ny eskatôlôjia silamo na eskatôlôjia islamika na eskatôlôjia mozilmana dia seha-pandalinana iray ao amin' ny teôlôjia silamo mandalina ny finoana ara-pivavahana...
  • Vignette pour Asa fiantrana (silamo)
    Zakāt, midika hoe "fanadiovana”) dia andry fahatelo ao amin' ny fivavahana silamo, izay ahafahana manadio ny harena azon’ ny mpino. Izany fiantrana izany...
  • lahatra, izay atao amin' ny teny arabo hoe قدر / qadar, amin' ny finoana silamo, dia ny fandaharan' Andriamanitra ny anjara. Satria Andriamanitra mahalala...
  • Ny finoana silamo ao Indônezia dia iray amin'ireo fivavahana enina tsy maintsy isafidian'ny olom-pirenena indôneziana mba hosoratany ao amin'ny karapanondrony...
  • Vignette pour Silamo ao Kômôro
    Ny silamo ao Kômôro dia fivavahan' ny ankamaroan' ny Kômôriana, ka ny sonisma manaraka fombam-pivavahana safeita no manjaka amin' izany, izay sady lasa...
  • Ny fifandraisan' ny jodaisma sy ny silamo dia vokatry ny maha samy fivavahana abrahamika azy ireo sy ny tantaran' ireo fivavahana roa ireo izay nifampikasoka...
  • Niova finoana ho amin' ny fiavavahana silamo ny filoham-pirenena Bongo tamin' ny taona 1973 sady nanampy anarana silamo (Omar) ny anarany ka nahatonga azy...
  • Vignette pour Fiekem-pinoana silamo
    Ny fiekem-pinoana silamo izay atao hoe Shahâda dia anisan' ireo andry dimin' ny fivavahana silamo (arkān). Io no andry voalohany. Atao hoe ٱلشَّهَادَة...
  • Vignette pour Vavaka dimy fanao isan' andro (silamo)
    vavaka dimy fanao isan' andro na Salat no andry faharoa ao amin' ny finoana silamo. Isan’ andro dia tokony manatanteraka ireo vavaka dimy tsy maintsy atao...
  • finoana silamo, mahakasika ny mpaminanin' ny silamo rehetra. Ny finoana ny tsy fatezan-dison' ny imam sy ny anjely dia iray amin' ny toetran' ny silamo siitan'...
  • Jannah (ny paradisa silamo). Ny helo dia voafaritra amin' ny fomba samihafa araka ny loharano samihafa ao amin' ny literatiora silamo. Ny helo dia goavambe...
Hijery (20 taloha | ) (20 | 50 | 100 | 250 | 500).

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

René DescartesLoza folo tao EgiptaBogotáSatyajit RayFamongoran-taranaka nahazo ny Totsy tao RoandaAdaoroLionel MessiTafi-Piarovan' i IsraelyNiassaOmbiasaEpistily voalohany ho an' ny Kôrintiana1944McCall, IdahoAntemoroAnimismaNikaragoaPrattville, AlabamaFidangan' ny vidim-piainanaNashtifanAljeriaVintana (finoan-drazana malagasy)Zanahary (finoan-drazana malagasy)Ampiposahana (faritra)Adékanmi OlufadéMosesyAnjara asa (fitsipiteny)Sahih MuslimBokin' ny SalamoMouhammad al-BoukhârîFiombonan' ny Fiangonana Kristiana eto MadagasikaraUrmia (farihy)Arabia SaoditaSomeraCamillo BensoPuerto RealKafe (maniry)JinyAuburn, AlabamaSampy (malagasy)Vato RosettaKarim BenzemaMouthoumetHernán CrespoHenryk KasperczakHindoismaNederlandySunan al-DaraqutniTarikh al-TabariSahih al-BukhariLisitry ny zavatra madinidinika 28001-29000Repoblika Fahefatra (Madagasikara)Fiteny litoanianinaAC/DCKilalakyMenalambaHetraFiangonan' i Jesoa Kristy eto MadagasikaraFiavian' i Kristy fanindroanySora-tanana tao Nag HammadiYom KippurTetiandro hebreoJavaFikomian' i Bar KokhbaFiangonana Adventista Mitandrina ny Andro FahafitoInternet ExplorerMaty🡆 More