Siisma

Ny siisma dia sampan' ny finoana silamo izay manaiky fa i Ali sy ny taranany no mpandimby ny mpaminany Mohamady.

Ny teny hoe siisma na siita dia avy amin' ny teny arabo hoe شيعة‎ / Shīʿah izay avy amin' ny andian-teny arabo hoe Shīʿatu ʿAlī midika hoe "mpanara-dia an' i Ali". Ny Siita dia 10 % hatramin' ny 15 % n' ny vahoaka miozolmana maneran-tany, ka ny ankamaroany dia ao Iràna sy Iràka ary ao Bareina. Tsy toy ny sonisma, sampana lehiben' ny silamo, ny siita dia manana mpitondra fivavahana ahitana ambaratongam-pitondrana.

Jereo koa

Tags:

Ali ibn Abi TalibBareinaFinoana silamoIràkaIrànaMohamadySonismaTeny arabo

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Radama VoalohanyFiteny finoàToliaraRômaFilazantsara sinôptika24 FebroaryHindoisma eto MadagasikaraMaoritaniaTestamenta VaovaoSampan-tenyBaiboly katôlikaAngatra (lolo)Abbasabad, MazandaranRova ManjakamiadanaFampihorohoroanaFiteny alemànaWayback MachineMusianLoza folo tao EgiptaFiteny malagasyMesôpôtamiaAntambahoakaBokin' i EzekielaAndrea Arnold18551737AterinetoFivavahan-drazana malagasyTeôlôjiaBirikyPer Brinch HansenRadama IIFoko eto MadagasikaraBetelaSekolyArjentinaAdaoroLisitry ny filohan' i MadagasikaraTaom-baovao malagasySan FranciscoAntevatoFahababoana tany Babilôna612Repoblika Fahefatra (Madagasikara)Havatsa-UPEMWikiFiteny katalànaAbidy grikaAhidamboLalan-jazaBretagne-d'ArmagnacFehezantenySaonjoDidy FoloFiraisana ara-nofoAmbohimangaFamoranaGregoriosy avy any NisaTantaraFirenena MikambanaApôlinarismaEtazonia22 AprilyFiteny arabo17 MartsaFivarotana andevo1603MohamadyHaisoratraOnjan-dranoFivavahana🡆 More