Kristianisma Fahatongavana Ho Nofo

Ny fahatongavana ho nofo dia foto-pampianarana kristiana izay ilazana fa ny Tenin' Andriamanitra (Logos) dia tonga nofo tao amin' i Jesoa Kristy.

Ambara ao amin' ny fitarihan-tenin' ny Evanjelin' i Joany Izany fampianarana izany (Joa. 1.14). Izany no ivon' ny kristôlôjia.

Kristianisma Fahatongavana Ho Nofo
Ny Fahaterahan'ny Mpamonjy, sary nataon'i Georges de La Tour (1644).

Amin' ny Ktistiana trinitariana, ny fahatongavana ho nofo dia fikambanan' ny sobstansan' Andriamanitra amin' ny natioran' olombelona tao amin' ny persônan' i Jesoa Kristy. Sady misy toetr' Andriamanitra no misy toetr' olombelona (afa-tsy ny fahotana) i Jesoa ka inoan' ny ankamaroan' ny Kristiana fa fahatongavan' Andriamanitra ho nofo amin' ny endrik' olombelona.

Ny fahatongavana ho nofo dia niadian-kevitra hatramin' ireo taonjato voalohan' ny kristianisma. Ny tsy fifanarahan-kevitra ara-teôlôjia nafanafana tamin' izany dia ny amin' ny dôketisma.

Jereo koa

Tags:

Filazantsara araka an' i JoanyFoto-pampianaranaJesoa KristyKristianismaKristôlôjia

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Tanindrazana, Fahafahana, FandrosoanaWikipediaLahatra (finoana malagasy)Biôgrafia1971Andevo (teto Madagasikara)MozikaEndrika araka anjara asaPrôtestantisma eto MadagasikaraAmbiroaKabary tera-baoRosiaAnganoNikôdemôsyFatranaMandravasarotraLisitry ny gazety ao MadagasikaraTsindrimandry (fivavahana)BetsimisarakaFilazantsara araka an' i JoanyFaritra Atsimo-AndrefanaMichael JacksonAnamalahoPôlitika eto MadagasikaraTestamenta VaovaoTovona (fitsipiteny)Asan' ny ApôstôlyBatisaAdijadyWuhanApôstôly roa ambin' ny foloTailandyAndriamasinavalona03 janvier 2016Fiteny jeôrjianaFitiavanaApôkalipsin' i StefanaThe Coca-Cola CompanyFanambaràna ny hevitry ny nofyWellington PointMetôdiôsy avy any ÔlimpôsyRepoblika Demokratika MalagasyGoavyBoky faharoan' i HenôkaFiraisana ara-nofoTiffany MynxFiteny antemoro1167TanzaniaFahefana Avon' ny TetezamitaNizeriaRah-CkikyFanatontoloanaDistrikan'i FianarantsoaLisitry ny filohan' i MadagasikaraSakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaAljeriaFifohazana FarihimenaTestamenta TalohaRSSFampakaram-badyJapànaApôkalipsy gnôstikan' i PeteraIndiaJean-Joseph RabeariveloFanjakana MitambatraKristianismaRepoblikan' i Madagasikara (1992-2009)Filazantsara araka an' i MarkaHypertext Markup Language🡆 More