Tongolo

Ny tongolo dia zavamaniry ao amin' ny fianakaviana Amaryllidaceae (teo aloha nosokajina tao amin' ny Liliaceae).

Allium ny anarany ara-tsiansa. Mahatratra eo anelanelan' ny 260 sy 690 miparitaka indrindra any Eorazia sy any Amerika Avaratra ny karazan' ny tongolo. Io no hany ahitana karazany azo atao sakafo ao amin' ny Amaryllidaceae. Vondron-karazana manan-danja ao amin' ny fikarakarana sakafon' ny olombelona ny tongolo, izay ahitana zavamaniry fanao sakafo sy zava-manitra ary fanao fanafody maro. Anisan' io vondron-karazana io ny tongoloherana (Allium ampeloprasum var. porrum), ny tongolobe (Allium cepa), ny tongolo lay (Allium sativum), ny tongolomadinika (Allium ascalonicum), ny tongolo raviny (Allium schoenoprasum). Misy koa ny karazany fanao haingon-tanàna fa tsy fihinana.

Tongolo
Allium tricoccum

Ny karazana sasany dia manana, ankoatry ny fananahana mila lahimbony sy vavimbony amin' ny alalan' ny voa, dia misy koa ny fomba fampitomboana taranaka azy amin' ny alalan' ny vatany.

Jereo koa

Tags:

Tongolo gasyTongolo ravinyTongolobeTongoloheranaTongolomadinika

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Salehabad, IlamSarielaServiès-en-Val31 Aogositra4 OktobraSchleithalFahaleovantena1899AmbodifahitraNahomaBokin' ny olon-kendryMaduraiMatthias CorvinusAnolakaSakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaSalamo faha-152 hatramin' ny faha-155Mitchell te VredeRoazodafyMark van BommelWisconsinAndreas Friedrich BauerCraintilleuxSaint-Pierre-LavisAsombolaFanjakan' ImerinaArthur HenfreySiramamyAllain2011Richard WhitcombBokin' ny mpaminany (Baiboly)Tiffany MynxKabary famangianaCurrent eventsFiangonana Adventista Mitandrina ny Andro FahafitoGoogleAldo ViscontiCaspar David FriedrichHoover, AlabamaTambintenyTovana (fitsipiteny)Ernest WaltonFrank LebœufRobenaAsan' ny Apôstôly7 JonaBaiboly katôlikaBurgoon, OhioLuiz Inácio Lula da SilvaDadabe NoelyBoissey, AinFiarahamoninaZanatenyMichel Foucault1866Radama IIBokin' ny GenesisyJohn E. BlahaRSSLewis RickinsonTantaran' i EtazoniaBaiboly amin' ny teny malagasyKristiana tamin' ny taonjato voalohanyBokin' i HôseaCharles Franklin KetteringWiki FoundationTrimôrfika PrôtenôiaVoromailalaMatoanteny mpanampyFiteny gbeLalan-jazaAdy an-tranoBokin' i Isaia🡆 More