Sakaibe

Ny sakaibe dia zavamaniry karazana sakay maniry isan-taona avy any Amerika Atsimo, tsy mafana loatra, izay misy voany miloko maitso na mavo na mena arakaraka ny fahamasahany, atao legioma.

Mety mahatratra iray metatra ny sakaibe maniry. Lehibe sy malemy ny raviny. Kely sy miloko fotsy ny voniny. Misy otrikaina C ny vozany. Any amin' ny faritra manana toetany antonony mafana no tena anirian' ny sakaibe. Maro karazana ny sakaibe ka miovaova arakaraka izany ny endriky ny voany. Ao amin' ny fianakavian-javamaniry Solanacea ny sakaibe izay atao amin' ny anarana ara-tsiansa hoe Capsicum annuum.

Sakaibe
Sakaibe
Sakaibe
Vonin-tsakaibe
Sakaibe
Ravina sy voan-tsakaibe

Jereo koa

Tags:

Amerika AtsimoSakayZavamaniry

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Lake Placid, New YorkBetsimisarakaFahavaratraKabary famangianaSinaTantaran' ny kristianismaErlanger, KentuckySivilizasiôna maiaMaslacqSihanakaKôetyGovernemanta MalagasyBudapestRy Tanindrazanay malala ô1731BaraRanomasimbe IndianaTsy feteza-matyCharles-Augustin CoulombFaritanyBritaina LehibeKarànaKaremyHerinandroRanavalona IIIAkondro (maniry)800Bokin' i IsaiaMadagasikaraKatôlisismaSakafoTsingy MarocVato(44494) 1998 WD41EorôpaKônsilyFilazantsara araka an' i JoanyHuaidianVondrona AfrikanaMediaWikiAndrianampoinimerinaJapànaAbdellatif FellainiWilliam Rowan HamiltonFanalan-jazaBetaniaAntandroyAmerika LatinaLimaValdez, Alaska11451244Madagasikara zanatany frantsayToetanin-jana-pehin-tanyVanoatoEtazoniaMasikoroAxtell, Nebraska147307 (2003 AH78)Faritanin'i KanchanaburiFanihyFanjakana MitambatraFahefana mpanatanterakaDepartamentan'i Norte de SantanderNiameyDeuteriumAndrianaFiteny araoakianaTorkiaAlandurKristianismaAilien PoeseTantaran' i EtazoniaFilazantsaraKôrea Avaratra🡆 More