Repoblika

Ny repoblika dia endri-pitondram-panjakana tsy manana mpanjaka ho mpitondra ny firenena, fomba fandaminana ny firenena ampiasan' ny solontenam-bahoaka ny fahefana, izay amin' ny ankapobeny voafidin' ny olom-pirenena, ary ny maha filoham-panjakana dia tsy ifandovana ary tsy ny filoham-panjakana irery no mitana ny fahefana.

Repoblika
Ny fomba fitondrana ny fanjakana eran' izao tontolo izao. * ny manga: maneho ny repoblika anjakan' ny filoham-pirenena tanteraka; * ny maitso: repoblika anjakan' ny filoham-pirenena sy ny antenimiera; * ny mavo: repoblika anjakan' ny filoham-pirenena sy amin' ny fomba malefaka; * ny volomboasary: repoblika anjakan' ny antenimiera; * ny manja: repoblika anjakan' antoko tokana.

Avy amin' ny teny latina res publica, izay azo adika ara-bakiteny hoe "raharaham-bahoaka" ny teny hoe repoblika.

Mifanohitra amin' ny fanjakà-mpanjaka ifandovana ny repoblika, saingy tsy midika foana hoe demôkrasia ny repoblika. Tokony tsy hafangaro amin' ny demôkrasia ny repoblika: fitondran' ny lalàna ny repoblika fa ny demôkrasia kosa dia fitondran' ny daholobe. Io hevitra faran' ny teny hoe demôkrasia io dia avy amin' ny teny grika hoe demokratía izay ahitana ny hoe demos ("vahoaka") sy ny hoe kratos ("fanjakana", "fitondrana").

Ny repoblika tamin' ny taona 2021, no endri-pitondrana ara-pôlitika miely indrindra eran-tany: amin' ny firenena miisa 197 dia 152 no repoblika.

Ny repoblika amin' ny siansa ara-pôlitika

Amin' ny teôria sy amin' ny siansa ara-pôlitika, ny teny hoo repoblika dia mety ilazana endri-panjakana maro.

Ny fototry ny repoblika

Araka an' i Aristôty, ny fototry ny repoblika dia:

Jereo koa

Tags:

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Baiboly amin' ny teny malagasyTabilaon'ny singaMarovatanaWiki CommonsHebron, North DakotaJoany ApôstôlyTsotsokaVezoWikiMenalambaFiteny grikaEntimilazaBaraMôsikaoAndriamasinavalona (foko)20 JolayAurangzebFangitra ara-jeografiaAdy an-tranoPôlitika eto MadagasikaraZon' olombelonaMatoantenyMpampiankina fehezankevitraDanemarkaTsindrimpeoBetsimisarakaJerosalema vaovaoFahafatesanaRepoblika MalagasyZakaiosyJeôrjiaTanàn-dehibe1906Sokajin-tenyFanjakana MitambatraIsraelyFiteny latinaFivarotana andevoFiteny betsimisaraka avaratraFiteny masikoroCurrent eventsAndry RajoelinaRanavalona III7 AprilyMahavelona (Toamasina)AzerbaijànaLisitry ny filohan' i MadagasikaraJerko LekoFahaleovantenaFomba fanamboarana toaka gasyInternet ExplorerDiôsezin' AmbatondrazakaTeboka teloBararataBealananaTanalaLitorjiaFiangonana zandrinyFianarana ny fanatontoloanaBokin' i EzekielaFototenyBiôgrafiaSiansaBokin' ny FitomanianaHetraZanatanin' i Madagasikara sy ny tany miankinaZavakantoAmbatondrazaka AmbanivohitraApollo 11Tantaran' ny Fanjakan' i PalestinaKinshasaFilazantsara araka an' i MarkaKatôlisismaAostralia🡆 More