Haranita-Tsaina Voatrolombelona

Ny haranita-tsaina voatrolombelona (amin'ny teny frantsay : intelligence artificielle; amin'ny teny anglisy : artificial intelligence) izay ho afohezina ho AI dia sampanan'ny kajimirindra izay mandinika ary mamelatra milina ary rindrankajy marani-tsaina.

Haranita-Tsaina Voatrolombelona
Rôbô ASIMO izay manana kaptera ary mampiasa aligôritma mivoatra hahafahany midina tohatra

Ny AI dia taranja siantifika manan-tanjona ny manome fahafahana mamaha olana an'ny milina. Ny tanjon'ny rafitra manana azy dia mamaha ny olana ohatra ny fanaovan'ny olona. Ny rindrankajy efa mampiasa haranita-tsaina voatrolombelona dia ny lalao videô, ny rôbô ireo rindrankajy mampiasa lôjika tsy mazava na ireo tambajotra neorôna.

Fahazoana ny eritreritra

Ao amin'ny fandihihana ny haranita-tsaina voatrolombelona hita misongadina ny AI tsotra ary ny haranita-tsaina ara-kajy (anglisy : Computational Intelligence na CI).

Ny AI tsotra dia mifototra amin'ny fianaran'ny milina manao, izay miseho amin'ny endriky ny fôrmalisma ary ny dinika ara-statistika. Ny fampiasana AI tsotra dia ny fampiasana:

  • Rafitra mpahay : mampihatra ny fizohinkevitra hahatongavana any amin'ny famahana. Afaka mikirakira fampahalalana maro dia maro ny rafitra mpahay.
  • Rafitra mifototra amin'ny tranga
  • Tambajotra Bayesianina

Ny haranita-tsaina ara-kajy da mampiasa ny famerimberenana. Ny fampiasana ny haranita-tsaina ara-kajy dia voafaritra amin'ny :

  • Fampiasana tambajotra nerônina (anglisy : neural network) : manavanana ny rafitra amin'ny famantarana endrika
  • Rafitra tsy mazava (anglisy : fuzzy logic) : fizohin-kevitra ampiasaina amin'ny rafi-pifehezana ny entana varotana ankehitriny.
  • Kajimirindra mivoatra : fampiharana amin'ny concept toa ny isam-ponina, fivoaran'ny fihetsika ary faharetan'ny rafitra zatra indrindra izay hahitana ny vahaolana tsara indrindra.

Ireo fomba ireo dia zarazaraina ho aligôritma mivoatra (ohatra, aligôritma jenetika) ary ny haranita-tsain'ny andiana (ohatra, aligôritman'ny vitsika).

Fampiasana

Taranja mampiasa AI

Ireo taranja mampiasa ny AI dia :

  • Ny banky, amin'ny alalan'ny rafitra mpahay izay maminavina ny risque rehefa mamela tsotra (credit-scoring)
  • Ny tafika, amin'ny alalan'ny rafitra mahaleotena toa ny drôna ary ny rafitra fibaikoana ary fanampiana manapa-kevitra
  • Ny ankamaroan'ny lalao video ankehitriny, manomboka amin'ny lalao eseky hatramin'ny lalao tifitifitra lalaovina eo amin'ny tambajotra
  • Ny fitsaboana, amin'ny alalan'ny rafitra mpahay manampy ny mpitsabo mamantatra ny aretina
  • Ny lojistika
  • Ny fibeazana

Tsiahy

Bokin-dahatsoratra mikasika ny AI

Tantaran'ny AI

Loharanon-karena hafa


Haranita-Tsaina Voatrolombelona 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Tags:

Haranita-Tsaina Voatrolombelona Fahazoana ny eritreritraHaranita-Tsaina Voatrolombelona FampiasanaHaranita-Tsaina Voatrolombelona TsiahyHaranita-Tsaina VoatrolombelonaKajimirindraRindrankajy

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

MozikaSoson-drivotry ny tanyZanabintanaKalsiôma1927BlaogyAhidamboKataraFiteny nôrvezianaFivavahanaMpampiankin-tenyZavakantoFitiavanaMaorisyIrànaTsekôslôvakiaMaoritaniaFiteny siriakaFanandroana malagasyApôlinariôsy avy any LaôdikeaJapànaAlahamady1826MeyFiraisana ara-nofoRaki-pahalalanaTeôlôjia dôgmatika1960748PersiaKharg (nosy)Mpisolo (fitsipiteny)AsabotsyÔksizeninaFanenomana1888HiragasyFarao ao amin' ny BaibolyAntemoroBaiboly katôlikaAndôraFiangonana Loterana MalagasyNikodaTIsaRômaHarin-karena faobeSoratraLozan' ny fananana iombonanaAmbiroaFivavahan-drazana malagasyAzia andrefanaMozilla FirefoxHasanabad, ReyHindoismaFanahy (kolontsaina malagasy)MatyBirikyMontanaAlakaosy1855Johann Wolfgang von GoetheJiosyNelson MandelaFivavahana iranianaSeleokosy IAntom-pisian'ny olonaMianmara1200Etazonia2006🡆 More