Metôdisma

Ny metôdisma dia firehana prôtestanta, vokatry ny fivakisana avy amin' ny Fiangonana anglikana, izay ivondronan' ny Fiangonana isan-karazany, nefa samy nahazo fampianarana avy amin' ny toritenin' i John Wesley tamin' ny taonjato faha-18.

Amin' izao fotoana izao dia mahatratra any amin' ny 80 000 000 any ho any ny isan' ny mpino metôdista. Ara-tantara dia ny metôdisma no nampiely indrindra ny Fifohazam-panahy lehibe.

Metôdisma
I John Wesley, nataon'i George Romney

Ny metôdisma dia fihetsiketsehana prôtestanta eran-tany izay nipoitra avy tamina vondrona mpianatra tao amin' ny Oniversiten' i Oxford niorina tamin' ny taona 1729 ka ny mpikambana tao amin' izany vondrona izany dia nivory mba hiara-mivavaka sy handinika ny Baiboly. Ny fahamatorana nananan' ireo mpikambana tao amin' ny Holy Club ("Fikambanan' ny Olomasina") tamin' ny fanatanterahany ny adidiny amin' ny maha Kristiana azy no nanomezan' ireo namany azy ny anaram-bosotra hoe Methodists ("mpanaraka fomba fiasa maty paika").

Jereo koa:

Loharano

Tags:

AnglikanismaFifohazam-panahy lehibe

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

FanafodyKabaryKristianinaFiteny malaiô-pôlinezianaAlikaFiangonana Protestanta Vaovao eto MadagasikaraMadagasikara zanatany frantsay633Fiteny sanskrityOntarioTestamenta TalohaMaha virjiny mandrakizay an' i MariaTantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i KôngôFifohazam-panahy lehibeFilazantsara araka an' i LiokaMôralyPaiso (voany)Befandriana-AvaratraAnjelyMaqbool Fida HusainTrixie Gardner, Baroness Gardner of ParkesQIT Madagascar Minerals(101120) 1998 RO53Andriamanitra RayAbbas Ibn FirnasKanônan' ny BaibolyFiteny fôrmôzanaTeôlôjiaFehezanteny1 JonaFangitra ara-jeografiaRanomasina MaintyPisaFilaza mandidyFifohazana AnkaramalazaFiteny antesakaAugustin rajonCarl Gustav JungFanjakana MitambatraKôntinentaRajoelina AndryKôrà (zanak' i Esao)AlarobiaTontolo iainanaMosesyAdy Mangatsiaka29 SeptambraFahaterahanaKatrafayApôkalipsy Gnôstikan' i PeteraSakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaMatioEjiptaFahasalamanaGazetyTambintenyHaitsikerafitenyTongotraDox (Jean Verdi Salomon Razakandrainy)Ny Sôfian' i Jesoa KristyFaritra Atsimo-AndrefanaJesoa araka ny kristianismaFiteny betsimisaraka atsimoHabakabakaFisoronana sy fanalana vintanaFiteny samôrôVoalavoFiteny litoanianinaZavamaniryFoko eto MadagasikaraFanjanahantany🡆 More