Afrika Andrefana

I Afrika Andrefana dia faritra ao Afrika izay mahafaoka ny ampahany andrefana amin' i Afrika atsimon' i Sahara.

Tafiditra ao anatiny ireo firenena amorontsiraka ao avaratray ny Hoalan' i Ginea hatrany amin' ny ony Sénégal, ny firenena ao amin' ny deboky ny ony Niger ary ny firenena any amin' ny tapany atsimon' i Sahel.

Afrika Andrefana
Sarintany maneho an' i Afrika Andrefana

Ireto avy ireo firenena ireo:

I Benîno, i Borkina Fasô, i Kapvera, i Kôtidivoara, i Gambia, i Ganà, i Ginea, i Ginea Bisao, i Liberià, i Malỳ, i Maoritania, i Nizera, i Nizerià, i Senegaly, i Siera Leôna ary i Tôgô.

Jereo koa

Fizaram-paritra ao Afrika:

Faritra hafa:

Tags:

AfrikaAfrika atsimon' i SaharaHoalan' i GineaNiger (ony)SahelySénégal (ony)

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

DokuWikiRSSArdeshir IraniKameronaOlombelonaBokin' i EzekielaAntandroySôlômônaRalaimongo JeanMurah Andrialalaina FlorlysHypertext Markup LanguageSilamo eto MadagasikaraFaritanin' i MahajangaFahefana mpanatanterakaRova ManjakamiadanaFiloham-pirenena sy mpanjakan'i MadagasikaraWuhanBob KhannaAostraliaVolamakaTodyFandroahana fanahy ratsyAdy an-tranoReniranoNikôdemôsyVolamenaAngatra (aretina)Fanjakan' ImerinaTanalaShikohabadFiteny antandroySakafo malagasyAlahamadibeFaritra DianaAlahamadyTovona (fitsipiteny)FitiavanaEtikaKabaryFoko eto MadagasikaraFaritra AnalamangaAriaryNew YorkVaryAmerikaMpampiankin-tenyMarshall LeffertsAlakaraboAntsirabeBoky voalohan' ny MakabeoMisiona Evanjelika Teratany eto MadagasikaraHasinaSamuel RatanySakarahaAmerika LatinaLalan-jazaTantaran' i EtazoniaJean-Joseph RabeariveloSihanakaSilia03 janvier 201674TanzaniaAziaPaska jiosyRazana (finoana malagasy)Tontolo iainanaAntefasyFanekem-pinoana apôstôlikaVintana (finoan-drazana malagasy)EtazoniaApôkalipsin' i PeteraAndriamanitra (ankapobeny)Boky fahadimin' ny MakabeoAbidy🡆 More