Fiteny Italiana

Ny fiteny italiana dia ny fiteny tenenina any Italia, any San Marino ary any Vatikàna.

italiana
italiano

Isan'ny mpiteny 65 tapitrisa
Faritany Fiteny Italiana Italia, Fiteny Italiana Soisa, Fiteny Italiana Malta, Endrika:San Marino, Endrika:Vatican
Sata Teny ofisialy any Fiteny Italiana Italia, Fiteny Italiana Soisa, Endrika:San Marino, Fiteny Italiana Vatican City ary ao amin'ny Fiteny Italiana Vondrona Eoropeana

Ansan' ny fiteny rômana ny fiteny italiana izay tenenin' ny olona miisa 66 tapitrisa any ho any. Heverin' ny mpahay teny ho fiteny tokana mizara fitenim-paritra maro ny fiteny italiana. Nisampana avy amin' ny fiteny latina ny fiteny italiana, sahala amin' ireo fiteny rômana hafa toy ny fiteny frantsay, ny fiteny espaniôla, ny fiteny pôrtogey sns. Ny fiteny italiana no fiteny mifanahaka indrindra amin' ny fiteny latina.

Itenenana italiana koa ny any Soisa atsimo, ny any Sicilia, ny any Kôrsa, ny any Sardinia na Sardaina, ny any amin' ny morontsiraka avaratra-atsinanan' ny Ranomasina Adriatika, ny any Amerika Avaratra ary ny any Amerika Atsimo.

Boky azo anovozan-kevitra

Loharano

Tags:

Fiteny espaniôlaFiteny frantsayFiteny latinaFiteny pôrtogeyFiteny rômanaItaliaSan MarinoVatikàna

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Tsitsi DangarembgaTsiomekoLisitry ny zavatra madinidinika 11001-12000Ady Lehibe VoalohanyFilazantsara miafin' i MarkaDox (Jean Verdi Salomon Razakandrainy)AntsirabeLorain, OhioFanavakavaham-bolon-koditraKabary am-panambadianaPithampurMpiambina (anjely)JôiakimaMistery (kristianisma)Fiteny anglisyLe PlantaySaint-Didier-de-BizonnesFaritra BetsibokaAntananarivoWolfgang NeffEokaristiaPentekôstaFilazantsara araka an' i LiokaSaint-Pierre-de-MonsRepoblika Fahefatra (Madagasikara)Ricardo NeumannAmbovombeManuel FriedrichIsraelyGadsden, AlabamaSabata (jiosy)Berry-au-BacArbusignyKolontsaina malagasyMax ValierSombin-tantaraGuelphAsabotsyFiteny araboFanjakan' ImerinaBokin' i EzraGiampiero MainiCarl von LinnéFamakafakana ny BaibolyRanavalona IArtins1973Wattignies-la-VictoireKristianisma eto MadagasikaraTovona (fitsipiteny)Baiboly katôlika amin' ny teny malagasyMarolafy (jeômetria)Hypertext Markup LanguageDesambraFiteny koàJerosalemaKaominina eto MadagasikaraSonyFrank LebœufMponinaAndriamanitra (tokana)AntandroyAnjanandrianaratraÅge HareideFifandraisan-davitraEpistily ho an' ny HebreoTrygve LieKolontsaina ao Gabôna🡆 More