Ondry

Ny ondry dia biby fiompy misy nono sady mihinana ahitra ary mamadi-kota izay mifanakaiky karazana amin' ny osy, sady ao amin' ny fianakaviamben' ny karazana omby.

Ny ondry dia anisan' ireo biby nompian' ny olona voalohany ary ny iompiana azy indrindra dia ny rononony, ny henany, ny hodiny, sy ny volony. Ny volon' ondry no tsiraka ampiasaina indrindra avy amin' ny biby. Maro karazana ny ondry, ka odry fiompy ny karazany iray ary indridia ny enina amin' ireo izay mbola misy amin' izao. Nanomboka niompy ondry ny olombelona tamin' ny faramparan' ny taonarivo faha-6 tal. J.K. ka ondridia avy any Afovoany Atsinanana (avy any atsimo-atsinanan' i Anatôlia na Zargos) no nompiana voalohany.

Ondry
Andian' ondry

Ompiana eran' izao tontolo izao ny ondry sady mitana anjara toerana lehibe tamin' ny sivilizasiôna maro. Amin' izao fotoana izao dia i Aostralia, i Zelady Vaovao, i Sina, i Nizerià, i Patagônia ary ny Fanjakana Mitambatra no faritra mpiompy ondry betsaka indrindra eran-tany. Amin' ny fivavahana maro dia atao sorona ny ondry, indrindra ao amin' ny finoana silamo isaky ny fetin' ny Idy al Ada (na Idy el Kebiry).

Jereo koa

Tags:

Afovoany AtsinananaAnatôliaHenaOmbyOsyRonono

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

AntandroyHarena an-kibon' ny tanyAlahasatyHanoiFanompoambeSingaporoReggio CalabriaOsyTsỳFitombenanaBielôrosiaNosy BeFitaovam-piadianaSanta LosiaOlombelonaIsaaka zanak' i AbrahamaFiteny soahilyDokuWikiMaltaTafi-Piarovan' i IsraelyMpaminany lehibeFivavahana eto MadagasikaraVolgataFiangonana Jesosy MamonjyHannover 96Abidy Ara-drafipeo Iraisam-pirenenaSakafo malagasyRio TintoFamakafakana ny BaibolySakramentan'ny fanambadianaWiki FoundationSoronaFanahy eo amin' ny zavaboaryTrombaFanambaràna ny hevitry ny nofyKalifaKyrgyzstanTetiandro malagasyEtazoniaEkiomenismaFiteny malagasyTaonaGroenlandaTompondaka eran-tany amin'ny tsipy kanetibe 2016FindayTanalaCharles BaudelaireTanin' i IsraelyFanandevozana20042007Kônsily Vatikàna IIMahafalyAghioneAndriantomponimerinaEdmond DebeaumarchéDerek GardnerAdizaozaViratyJobilyHovaISO 3166-1IemenaSaonjoFanjakan' i MenabeTeruelTetiandro manara-bolana sy masoandroFivavahan-drazana malagasyNono (an' ny olombelona)Ny Avana RamanantoaninaAfrika AfovoanyFaritanin' i Fianarantsoa🡆 More