Finoana Malagasy Lahatra

Ny lahatra, araka ny finoan-drazana malagasy, dia fandaminana apetrak' Andriamanitra na ny vintana mihatra amin' ny olombelona sy ny anjara tandrify ny tsirairay eo amin' ny fiainany.

Ohabolana momba ny lahatra

  • Aza latsana ny momba fa Andriamanitra no tompon' ny lahatra.
  • Aza mimenomenona amin' ny ajata fa tsy fantatra ny lahatry ny Avo.
  • Ny fikasana no an' olombelona, fa ny didy sy ny lahatra an' Andriamanitra.
  • Ny mazoto no nambinina ka ny kamo avy koa no milaza ho miandry lahatra.
  • Tsy misy biby te ho kary, fa mahery ny laha-janahary.

Jereo koa

Rohy ivelany

Loharano sy fanamarihana

Tags:

Finoana Malagasy Lahatra Ohabolana momba ny lahatraFinoana Malagasy Lahatra Jereo koaFinoana Malagasy Lahatra Rohy ivelanyFinoana Malagasy Lahatra Loharano sy fanamarihanaFinoana Malagasy LahatraAnjara (finoana)Finoan-drazana malagasyVintana

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

MôralyFiteny anglisyHôngriaIaldabaôtaZone FrancBetsileoJackson PollockEpistily ho an' ny RômanaVyLitoaniaKônsily Vatikàna IIFiteny soedoàFifandraisan-davitraAlemainaFady (malagasy)Ôlimpôsy (Torkia)Fiteny antesakaBaiboly katôlikaSokajin-tenyApôkrifan' i JoanyMpandrindra milinaSaretyNinheiraPisaFiteny rosianaNevadaSampan-tenyAzerbaijàna IranianaMpampiana-dalànaKapvera1973Enzo FerrariMpisolo fotoanaMississipi (renirano)MarovatoBiraom-panisan'i EtazoniaFanandroana malagasyIsa voasainaKabary famangianaFitiavanaSiméon RajaonaZôdiakaEôna (gnôstisisma)KiantenyFanekem-pinoanaJodasyWayback MachineFaingo mihantonaSôfia (gnôstisisma)Kanônan' ny BaibolyTrixie Gardner, Baroness Gardner of ParkesFiteny indônezianaFiteny malaiô-pôlineziana andrefanaHasina (hery tsy hita maso)Tantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i KôngôBola (jeômetria)PennsylvaniaAsombolaKolontsaina malagasy2007Current events23 JonaFifohazam-panahy lehibeNupediaFiteny bengalyZanadralamboAdy Lehibe Voalohany1870ArkôntikaFiteny bielôrosianaEvanjelin' ny Apôstôly Roa ambin' ny FoloAljeria🡆 More