Fanahy

Ny fanahy, araka ny karazam-pinoana sy fivavahana maro, dia zavatra manan-tsitrapo sy manana fahatsiarovan-tena nefa tsy azo tsapain-tanana, izay mety ho hitan' ny maso indraindray, ka heverina fa manana hery tsy araka ny mahazatra, sady mety hampianjady ny hery sy ny fahefany amin' ny tontolo tsapa.

Fanahy, ohatra, ny fanahin' ny olona maty, ny demony, ny andriamanitra, ny matoatoa, ny anjely, sns. Maro ny taranja sy sehatra andinihana sy iresahana ny fanahy, ka isan' izany ny fivavahana, ny teôlôjia, ny finoana, ny angano, ny fedrà, ny fomban-drazana, ary ny fanaovana mazia.

Karazana fanahy

Ny fanahin' ny olombelona na fanahin' ny vatana

Ny fanahin' ny vatana dia fanahy fototry ny fahavelomana tsy azo tsapain-tanana, izay manetsika ny vatan' ny zavamananaina sy mahatonga azy hanana saina.

Ny matoatoa na angatra

Ny angatra dia ny fanahin' ny olona maty izay miala aminy ka mandehandeha sy miseho amin' ny velona.

Ny andriamanitra

Ny andriamanitra dia fanahy inoana fa manana hery mihoatra ny an' ny natiora ka atao hoe masina sady matetika anehoan' ny olombelona fanajana sy fatahorana manokana sady anaovany fanompoana ara-pivavahana.

Ny anjely

Ny anjely dia fanahy any an-danitra, izay irahin' Andriamanitra ho mpanelanelana azy sy ny olona ety ambonin' ny tany sady ho mpampita ny hafatra momba ny sitrapon' Andriamanitra amin' ny olona.

Ny demony

Ny demony dia fanahy manana hery ratsy mahatonga ny fahaverezan' ny olombelona entiny hanao ny ratsy.

Jereo koa

Tags:

Fanahy Karazana fanahyFanahy Jereo koaFanahyAndriamanitra (anarana iombonana)AnganoAnjelyDemonyFanahin'ny vatanaFedràFinoanaFivavahanaFomban-drazanaMatoatoaTeôlôjia

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Cusy1536Abdellatif FellainiDarceyChristian HuygensJohn T. ThompsonHoratio Nelson1926MarovatoAmbodiampana (Mananara Nord)Rameva tokan-trafoPôlôniaChongqingKameronaKonrad ZuseVezoTrombaZon' olombelonaDrozaFanatontoloanaFiombonan' ny Fiangonana Kristiana eto MadagasikaraMaltaAnaranaHarena an-kibon' ny tanyAkohoCulètreDmitri KombarovAngleteraRepoblika Demôkratikan' i KôngôIssy-les-MoulineauxHelfautAzerbaijànaHypertext Markup LanguageFanambadiana1900Kalandrie litorjika katôlika rômaninaAnjelyBezahaMerinaKôngô-BrazzavilleSora-madinikaAfrikaHenanAmpondraAmpembambazahaRajasthanTodyRepoblika Fahefatra (Madagasikara)2 DesambraSkopjeFaritra AnalamangaOyonnaxFiangonana Loterana MalagasyBrain-sur-l'AuthionZezikaBailleul-lès-Pernes1917William III an'i AngleteraZoTakatraFanambaràna Iraisam-Pirenena momba ny Zon' OlombelonaTanalaGanaganaIsam-ponina22 AogositraRepoblika Demokratika MalagasySant Joan DespíPoaceaeLe RenouardSihanakaFiteny arabo🡆 More