Amin'ny ankapobeny dia ilay fotoana ivoahan'ny biby avy amin'ny kibon-dreniny amin'ny biby misy nono no atao hoe fahaterahana, na ilay fotoana ivoahan'ny biby mandady na mikisaka, ny vorona, ny sahona sy ny mitovy karazana aminy, ny bibikely ary ny ankamaron'ny trondro, avy ao amin'ny atody no atao hoe fahaterahana.
Ampiasaina koa ny teny hoe fahaterahana mba hilazana ny fiantombohan'ny fotoana na ny zava-mitranga na ny zavatra tsy manana aina iray.
This article uses material from the Wiki Malagasy article Teraka, which is released under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 3.0 license ("CC BY-SA 3.0"); additional terms may apply. (view authors). Mitondra ny lisansa CC BY-SA 4.0 ny votoatiny raha tsy misy zava-kafa ambara. Images, videos and audio are available under their respective licenses.
#Wikipedia® is a registered trademark of the Wiki Foundation, Inc. Wiki Malagasy (DUHOCTRUNGQUOC.VN) is an independent company and has no affiliation with Wiki Foundation.